As ROCK SHOW

Call Directions Contact the establishment

As ROCK SHOW AS ROCK SHOW
Cette page présente toutes les activités Rock and metal (concerts, clips, events...).

KAZAR, Tarika mpiangaly METALY nankafiziko voalohany t@ 1989 sa na 1990 tany ho any. Efa nankafiziko bé io hira ATHANOR ...
27/09/2026

KAZAR, Tarika mpiangaly METALY nankafiziko voalohany t@ 1989 sa na 1990 tany ho any. Efa nankafiziko bé io hira ATHANOR io tamin izany. Anisan n'y tena tiako koa Ilay God's promise. Eny @ Le Pavé no fotoanantsika androany e. 🎉💪🔥🍜🍾🎤🎸🤘

Garage Mozika , Ra-Tolotra et sa bande ary ny mpankafy Rock and Metal tonga maro nanotrona, tena afapo e. Ambiance explo...
15/09/2026

Garage Mozika , Ra-Tolotra et sa bande ary ny mpankafy Rock and Metal tonga maro nanotrona, tena afapo e. Ambiance explosive, SOAD, tampoka eo milamina, tampoka eo scream be... Tena niavaka e. Pic by Garage Mozika et

11/09/2026

Tsy TOXICITY ihany fa tena ny vazon'i SYSTEME OF A DOWN rehetra mihitsy no milay sady UNIQUE. Ra-Tolotra et sa bande koa tena mahavita azy tsara mihitsy. Tongava ao amin'ny Garage Mozika daholo amin'ny alahady 13 septambra 2026 izao amin'ny 16h. Ambiance explosive.

AS ROCK SHOW Come backAS ROCK SHOW était absent du fb et du monde du Rock and Metal depuis un peu moins de un mois. A pa...
08/09/2026

AS ROCK SHOW Come back
AS ROCK SHOW était absent du fb et du monde du Rock and Metal depuis un peu moins de un mois. A partir d’hier, AS ROCK SHOW revient. En commençant par l’assistance au live explosif de THE HORNSTONE. C’était du Thrash Metal sans compromis, des chansons très dur avec de la sono puissante impeccable qui ont carrément enflammées IVOKOLO, la prestation scénique était si délirante et f***e, les headbangers n’ont pas hésité à crier… En un mot : MILAY SADY REVEKO BE. Alefa foana THE HORNSTONE. Vous êtes l’un des groupes de Thrash Metal Malagasy que je préfère. Merci à nous tous de continuer à soutenir ce groupe et le ROCK and METAL en général. Chaque semaine, il y aura des lives de Rock and Metal pendant ce mois de Septembre.
ALL FOR ONE and ONE FOR ALL.
Pic by et

Mirary fahasalamana haingana ho an i Bob Samar, tsy maintsy hanohana azy ny AS ROCK SHOW family.
14/08/2026

Mirary fahasalamana haingana ho an i Bob Samar, tsy maintsy hanohana azy ny AS ROCK SHOW family.

🤘 NY FIARAHAMONIN’NY ROCK & METAL MALAGASY MIARAKA HO AN’I BOB SAMAR ❤️

Mandalo fotoan-tsarotra ara-pahasalamana i Bob Samar, anisan’ireo olona nanana anjara toerana lehibe teo amin’ny tantaran’ny Rock & Metal Malagasy.

Betsaka amintsika no ni-rep tao amin’i Samar, betsaka ireo tarika niforona sy niaina tao amin’io studio io, ary maro ireo fahatsiarovana sy tantara tsy hay hadinoina no nifamatotra tamin’ny anaran’i Samar.

👉 Ankehitriny kosa, fotoana hifampitsinjovana.

Amin’ny Sabotsy 15 Aogositra 2026 manomboka amin’ny 15h, dia hisy SOLIDARITÉ HO AN’I BOB SAMAR eto amin’ny GARAGE MOZIKA.

🎸 OPEN SCENE
🎤 Rabanane no mitarika
🤘 Afaka mandray anjara avokoa ny tarika, mpihira, mpitendry ary ireo namana rehetra avy amin’ny tontolon’ny Rock & Metal.

🏺 Hisy URNE DE SOLIDARITÉ ihany koa.

Tsy misy PAF. ENTRÉE LIBRE.
Samy manome izay foy aminy.

Ny vola rehetra voaangona dia entina hanampiana an’i Bob Samar sy ny vady aman-janany amin’izao fotoan-tsarotra izao.

Tsy voatery ho be no omena.
Ny kely avy amin’ny tsirairay no mety ho lehibe rehefa mitambatra. ❤️

🔥 MIARA-MANAMPY. MIARA-MANOHANA.
🤘 NY ROCK & METAL MALAGASY TSY MAMELA NY AN’NY TENA.

📍 Garage Mozika – 67ha Sud
📅 Sabotsy 15 Aogositra 2026
⏰ 15h

Raha efa nandalo tao amin’i Samar ianao, raha efa ni-rep tao, raha efa niara-nilalao tamin’ireo namana tao, na raha mpankafy fotsiny ny Rock & Metal Malagasy ianao… dia tongava.

Ho an’i Bob. Ho an’ny fianakaviany. Ho antsika rehetra. ❤️🤘

Miatrana eny ambony sehatra n'y sono renforcés. Hanome fahafaham po antsika ny tanjona. Malalaka bé n'y groove zone ho a...
09/08/2026

Miatrana eny ambony sehatra n'y sono renforcés. Hanome fahafaham po antsika ny tanjona. Malalaka bé n'y groove zone ho an ny headbanger. Revy METALY no hatao eto e
MARTZ, EGRAYGORE sy HAUNTING
Ato @ RÉSIDENCE FISINA Mandroseza
Androany Alahady 09 aogositra 2026 @ 14h30
FIRAISANKINAN NY MPANKAFY METALY avy amin'ny 03 GENERATIONS nifandimby no tanjona.
ALL FOR ONE and ONE FOR ALL.

TRUE METAL NEVER DIESDimanche 09 août 2026 à 14h30HAUNTING – EGRAYGORE – MARTZTrois groupes d’extrême Metal venant de tr...
05/08/2026

TRUE METAL NEVER DIES
Dimanche 09 août 2026 à 14h30
HAUNTING – EGRAYGORE – MARTZ
Trois groupes d’extrême Metal venant de trois générations successives vont partager la même scène de la Résidence Fisina. Un live historique co-organisé par Résidence Fisina, AS ROCK SHOW, Darkus, Egraygore et Martz.
Event à ne pas rater. Places limitées. After : Animations DJ et Karak’s
Réservations VIP (30000 Ar) et billet (15000 Ar) déjà disponibles aux MP, tél et Whatsapp suivants :
/ Mélanie Rafah 0348410030 / 0348410030
Aina Nirina Aina Serasera 0342770018 / 0349711781
Darkus 0343814253 / 0324770739
Réservations à faire car places très limitées. After : Animations DJ et Karak’s

05/08/2026

TRUE METAL NEVER DIES
Le groupe MARTZ Ofisialy, Egraygore et Haunting vont enflammer la Résidence FISINA ce weekend le Dimanche 09 août 2026 à 16h pendant un live inédit « TRUE METAL NEVER DIES » (affiche dans le commentaire)
Ci-joint le clip « METANOIA du groupe MARTZ » que nous allons présenter rapidement dans cet article.
MARTZ signifie "WARRIOR FROM THE BEYOND " ou bien "WARRIOR OF THE OTHERWORLD".
LINE UP: Naina : guitare et VOCAL - ANTOINE guitare. RADO guitare basse - SETRA DRUMS
Un des pionniers du Metal extrême à Madagascar, le groupe a été formé en 1990 ‘depuis presque 36 ans. TRUE METAL NEVER DIES.
ALL FOR ONE, AND ONE FOR ALL
Réservations VIP (30000 Ar) et billet (15000 Ar) déjà disponibles aux MP, tél et Whatsapp suivants :
/ Melanie Rafah Rafah 0348410030 / 0348410030
Aina Nirina Aina Serasera 0342770018 / 0349711781
Darkus Al Manis Rakotomirija 0343814253 / 0324770739
Réservations à faire car places très limitées. After : Animations DJ et Karak’s

Address

ANTANANARIVO
Antananarivo
101

Telephone

+261349711781

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when As ROCK SHOW posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Establishment

Send a message to As ROCK SHOW:

Shortcuts

Share