Service Traiteur

Service Traiteur 🎂 Cakes faits maison, moelleux et gourmands
📍 Repère : BOA Anosibe
🚚 Livraison possible à Antananarivo
📞 034 17 599 05

Ndrie ilay mba hanao cake satria ndrie mbola mianatra dia tsy nanaraka akory ilay recette nomena fa nanao izay saim-patr...
05/09/2026

Ndrie ilay mba hanao cake satria ndrie mbola mianatra dia tsy nanaraka akory ilay recette nomena fa nanao izay saim-patra fotsiny fa hoe mety io🤣🤣😭

Kay avy eo tsy nety ilay izyy😂

Maty isikaaaa😭😂😂

Coucou ho an'ilay efa tratra👋🏻😍

Mandray commande cake foana izahay anefa anhh😘😘

coucou les amiiiiis🤗izany indray ary aloha ny cake au raisin🍇 matsiro be tatazo e😋😋🎉 anniversaire 🎉 fetim-pianakaviana n...
03/09/2026

coucou les amiiiiis🤗

izany indray ary aloha ny cake au raisin🍇 matsiro be tatazo e😋😋

🎉 anniversaire

🎉 fetim-pianakaviana

na te hihinana cake fotsiny☺️ aza misalasala miantso anay na mandefa mp

fb : service traiteur
contact : 0341759905

mirary soa antsika rehetra eee🤗

Coucou mes loulous ozy ry babouzina zayyy🤣💗💗💋Asehon-tsika foana aloha ny modèle anh dia mandraisa foana anjara ehh😁😘Mira...
02/09/2026

Coucou mes loulous ozy ry babouzina zayyy🤣💗💗💋
Asehon-tsika foana aloha ny modèle anh dia mandraisa foana anjara ehh😁😘

Mirary soa hatrany😘

02/09/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Fitiavana Andrianjakarivelo, Andriamahery Ny Volana, Harena, Lee Mah, Ivan Wesley

Inona ara ry ireto no mbola mampisalasala anhhh😁😋 Zao kosa ve ny bika sy endrika tsara tarehy ery😋...Alefaso foana aloha...
01/09/2026

Inona ara ry ireto no mbola mampisalasala anhhh😁😋
Zao kosa ve ny bika sy endrika tsara tarehy ery😋...
Alefaso foana aloha ny commande fa mandray foana izahay anhh😊
Tonga dia ireo ny karazany:
🍫 Marbré choco
🌿 Vanille
🍋Citron
🍫Tout choco

Ny tsiro tsara kanefa dia mirary izany

✅Tout à 15000ar✅

Alefo dieny izao ny commande ary anh fa mandray foana oa izahay😁

🎂✨ **Pourquoi choisir Service Traiteur ?**Satria aminay, ny cake tsirairay dia tsy atao fotsiny hoe tsara jerena, fa **k...
31/08/2026

🎂✨ **Pourquoi choisir Service Traiteur ?**

Satria aminay, ny cake tsirairay dia tsy atao fotsiny hoe tsara jerena, fa **karakaraina am-pitiavana sy am-pitandremana** mba hahafaly anao sy ireo olona hiara-hankafy azy aminao. ❤️

Chez **Service Traiteur**, nous vous proposons :

🏠 **Des cakes faits maison**
👩‍🍳 **Préparés avec soin**
😋 **Moelleux et gourmands**
📦 **Préparés sur commande**
💬 **À l’écoute de vos envies**

Na anniversaire, réunion familiale, cadeau, na fotoana tsotra hiarahana amin’ny fianakaviana, dia vonona izahay hanomana cake mifanaraka amin’ny filanareo. 🎂✨

❤️ **Votre satisfaction reste notre plus belle récompense.**

📍 Antananarivo
📲 **Commande WhatsApp : 034 17 599 05**

💬 Efa nanandrana ny cakes-nay ve ianao? N’hésitez pas à nous laisser un petit mot en commentaire. 🥰

31/08/2026

Faly indray izahay eto amin'ny Service traiteur miarahaba anareo rehetra😊

Hiresaka kely isika mikasika ny retour rehetra nataonareo tamin'izany fotoana izany,,tao nareo ny nanao retour tsara dia tao ihany koa ianareo ny nanao retour ratsy.Tao anatin'izany anefa dia tsy nandà na nanohitra ny teneninareo izahay fa nihaino tsara ny retour-nareo ary nandray izany tam-pitiavana be💗
Mety namatram-panontaniana izao nareo hoe fa maninona ilay service traiteur tsy namaly ny message-nay intsony?maninona no tsy mandray ny commande-nay intsony?pendant 1ans tsy hita popoka oe nakaiza?🤔
Dia valinay etoana indrindra ianareo nanao retour ratsy singanina manokana satria raha nahatsikaritra ianareo dia nisy fotoana tapatapaka foana ny jiro,,dia t@ireny fotoana ireny indrindra dia nisy tsy fahatomombanany ny cake-tsika fa lasa niova tanteraka hoy ianareo hoe"Tsy arak'ilay ao anaty sary publienareo ilay izy,,tsy moelleux akory,,tsy misy tsiron'ny parfum akory sns"..dia tsy nony avy aminay ilay izy fa noho ilay jiro t@izay indrindra fa ilay faramparany ireny😔..Dia mandefa ny fialan-tsiny indrindra ry zareo anh😔🙏🏻
Dia misaotra betsaka anareo nanao retour tsara ihany koa anefa fa motivation be ho anay ilay izy nahafanay niezaka nanatsara hatrany ny asa💋..Fa hisaorana ihany koa anefa ianareo nanao retour ratsy satria raha tsy nisy anareo tsy afaka nanova fomba fiasa izahay ka hisaorana be dia be ianareo💋❤️

Dia matokia nareo anay fa manomboka izao dia hiova ny tsiro😋ho atao araka ny sary piblienay amin'izay💗ataonay moelleux tsara ihany koa😀ataonay heno tsara ilay parfum❤️

NB:Raha misy fanamarihana avy aminareo mpanjifa na ihany koa soso-kevitra dia afaka milaza izany ianareo😁

Izay no lava,izay no fohy ry zareo fa dia mirary soa ho antsika rehetra anhh😘😘

Cake tsara tarehy, tsiro mahafinaritra, fotoana tsy hay hadinoina ✨Misy fotoana izay mila zavatra manokana kely… ary ind...
30/08/2026

Cake tsara tarehy, tsiro mahafinaritra, fotoana tsy hay hadinoina ✨

Misy fotoana izay mila zavatra manokana kely… ary indraindray dia cake iray tsara no ampy hampifaly ny rehetra 🤍

Ao amin’ny Service Traiteur, mandray commande cake izahay araka izay tsiro tianao toy ny:
🍫 Marbré choco
🌿 Vanille
🍋Citron

📩 Alefaso aminay amin’ny Messenger ny idée-nao dia hiaraka hamorona cake mifanaraka aminao isika.

Service Traiteur — cake natao hampiavaka ny fotoana manokana anao.

🎂✨ **Moelleux à l’intérieur, gourmand à chaque bouchée !**Tsy ny endriky ny cake ihany no zava-dehibe, fa indrindra koa ...
29/08/2026

🎂✨ **Moelleux à l’intérieur, gourmand à chaque bouchée !**

Tsy ny endriky ny cake ihany no zava-dehibe, fa indrindra koa ny **tsirony sy ny fahaleminy** 😋❤️

Chez **Service Traiteur**, nos cakes sont préparés avec soin pour vous offrir un vrai moment de gourmandise.

✨ Moelleux
😋 Savoureux
🏠 Faits maison
👩‍🍳 Préparés avec soin
📦 Disponibles sur commande

Na ho an’ny fianakaviana, anniversaire, na fotoana kely tianao hankafizana cake matsiro fotsiny, dia faly izahay manomana azy ho anao. ❤️

📍 **Antananarivo**
📲 **Commande WhatsApp : 034 17 599 05**

💬 Et vous, vous préférez quel cake : **chocolat, vanille ou marbré ?** 👇😍

🎂 **Envie d’un bon cake fait maison ?** 😋Chez **Service Traiteur**, nous préparons avec soin des cakes **moelleux, gourm...
27/08/2026

🎂 **Envie d’un bon cake fait maison ?** 😋

Chez **Service Traiteur**, nous préparons avec soin des cakes **moelleux, gourmands et faits maison** pour vos petits et grands moments. ❤️

🎉 Anniversaire
👨‍👩‍👧 Réunion familiale
🎁 Cadeau
🥰 Ou simplement envie de se faire plaisir !

Chaque commande est préparée avec attention et passion. ✨

📍 **Antananarivo**
📲 **Commande WhatsApp : 034 17 599 05**

💌 N’hésitez pas à nous écrire en message privé pour plus d’informations.

Address

Anosibe
Antananarivo
101

Telephone

+261341759905

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Service Traiteur posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Establishment

Send a message to Service Traiteur:

Shortcuts

Share