Tapôlaka Glady - Timeless

Tapôlaka Glady - Timeless 🥁Le groupe légendaire ROSSY en concert
📆Samedi 22 Août 2026
📍Palais des Sports Mahamasina

🌟SPONSOR GOLD - TAPÔLAKA GLADY TIMELESS 🌟🥳Mankasitraka an’ny PAMF Madagascar nisafidy ho « sponsor gold » ho an’ity seho...
07/08/2026

🌟SPONSOR GOLD - TAPÔLAKA GLADY TIMELESS 🌟

🥳Mankasitraka an’ny PAMF Madagascar nisafidy ho « sponsor gold » ho an’ity seho hiarahana amin’ny tarika Rossy ity.

🎫 Jifao dien'izao ny tapakila ao amin’ny www.tapakila.mg na eny amin’ny :
📍Nect’art, Ankadifotsy
📍La croisée, Ivato
📍Graphicom, Ankadifotsy
📍Odyssey Fitness, immeuble Nooro Tower Ambohitrarahaba

🗓️Amin’ny sabotsy 22 aogositra amin'ny 3Ora tolakandro ny fotoanantsika eny amin’ny Palais des sports Mahamasina !

☎️Infoline : 0346626148 - 0386171947

⚡️Fampisehoana izay karakarain'i Cool Concept Events sy SOMA PRODUCTION⚡️

Sponsor Gold: PAMF Madagascar

06/08/2026

🤩TAPÔLAKA GLADY TIMELESS by Coolconcept Events & SOMA PRODUCTION 🤩

🔊Inona ny hira tianareo indrindra an’ny tarika Rossy

Mbola tsy tara ! Jifao dia ny zao ny tapakilanao ao amin'ny www.tapakila.mg ho an'ny TAPOLAKA GLADY TIMELESS miarakamin'ny Tarika ROSSY.
Na eny amin'ny :
📍Nect'art Ankadifotsy
📍La Croisée, Ivato
📍Graphicom Ankadifotsy
📍 Odyssey Fitness, Nooro Tower Ambohitrarahaba

Safidio dia ny zao ny tapakila mety aminao :
💎 VVIP - 150.000Ar
🌟 VIP - 80.000Ar
⚡️GOLD - 60.000Ar
🥈 SILVER - 15.000Ar
🔥 FANZONE - 10.000Ar

Infoline : 0346626148 - 0386171947

🎫FIVIDIANANA TAPAKILA - TAPOLAKA GLADY TIMELESS 📣Raha toa ka hividy tapakila ao amin'ny tranonkala www.tapakila.mg dia a...
05/08/2026

🎫FIVIDIANANA TAPAKILA - TAPOLAKA GLADY TIMELESS

📣Raha toa ka hividy tapakila ao amin'ny tranonkala www.tapakila.mg dia araho ary ireto toromarika ireto :

TAPÔLAKA GLADY TIMELESS - Sabotsy 22 aogositra 2026
📍 Palais des sports Mahamasina
⌚️3 ora tolakandro

Infoline : 0346626148 - 0386171947

04/08/2026

Safidio dia ny zao ny tapakila mety aminao :
💎 VVIP - 150.000Ar
🌟 VIP - 80.000Ar
⚡️GOLD - 60.000Ar
🥈 SILVER - 15.000Ar
🔥 FANZONE - 10.000Ar

Raha mila fanampiana amin'ny fividianana tapakila dia antsoy ny :
0346626148
0386171947

_______________________________________________________________________________

🔥TAPOLAKA GLADY TIMELESS by Coolconcept Events & SOMA PRODUCTION 🪘

📅Le rendez-vous incontournable pour ce mois d'août se déroulera le Samedi 22 août au Palais des Sports Mahamasina à 15h.

🎫Les billets sont déjà disponibles en ligne sur www.tapakila.mg
Ou rendez-vous chez nos revendeurs officiels :
📍 Nect'art Ankadifotsy
📍Graphicom, Ankadifotsy
📍 Odyssey Fitness, Nooro Tower Ambohitrarahaba

Choisissez la catégorie qui vous convient et venez vous ambiancer sur les classiques du tarika ROSSY :
💎 VVIP - 150.000Ar
🌟 VIP - 80.000Ar
⚡️GOLD - 60.000Ar
🥈 SILVER - 15.000Ar
🔥 FANZONE - 10.000Ar

Infoline : 0386171947 - 0346626148

🔔FIVAROTANA TAPAKILA - TAPOLAKA GLADY TIMELESS🔔🤩Misokatra manomboka androany ny fivarotana tapakila en ligne ao amin'ny ...
01/08/2026

🔔FIVAROTANA TAPAKILA - TAPOLAKA GLADY TIMELESS🔔

🤩Misokatra manomboka androany ny fivarotana tapakila en ligne ao amin'ny : www.tapakila.mg

Ny toeram-pivarotana tapakila hafa kosa tsy miova :
📍Nect'art Ankadifotsy
📍Graphicom, Ankadifotsy (en face ISCAM)
📍Odyssey fitness Ambohitrarahaba (2e étage immeuble Nooro Tower)
🎫www.tapakila.mg

🔔FIVAROTANA TAPAKILA - TAPOLAKA GLADY TIMELESS🔔🤩Ity ny efa nandrasanareo rehetra : manomboka rahampitso ny fivarotana ta...
29/07/2026

🔔FIVAROTANA TAPAKILA - TAPOLAKA GLADY TIMELESS🔔

🤩Ity ny efa nandrasanareo rehetra : manomboka rahampitso ny fivarotana tapakila ho an'ny fampisehoana an'ny TAPOLAKA GLADY TIMELESS izay iarahana amin'ny SOMA Production sy Cool Concept Events . Ho atao ny Sabotsy 22 aogositra 2026, eny amin'ny Palais des sports Mahamasina.

Toeram-pivarotana tapakila :
📍Nect'art, Ankadifotsy
📍La Croisée, Ivato
📍Graphicom, Ankadifotsy (en face ISCAM)
📍Odyssey fitness Ambohitrarahaba (2e étage immeuble Nooro Tower)
🎫www.tapakila.mg

Infoline : 038 61 719 47 - 034 66 261 48

🔥TAPÔLAKA GLADY - TIMELESS by Coolconcept Events 🔥🥁Le groupe Rossy vous donne rendez-vous le Samedi 22 août 2026 au Pala...
22/07/2026

🔥TAPÔLAKA GLADY - TIMELESS by Coolconcept Events 🔥

🥁Le groupe Rossy vous donne rendez-vous le Samedi 22 août 2026 au Palais des Sports Mahamasina à partir de 15h pour un concert all generations.✨

🎶Il interprètera ses plus grands classiques qui nous ont marqué et qui continuent de rassembler petits et grands.

👥Un moment de partage, d’émotions et de nostalgie à vivre entre amis ou en famille.💫

📲Restez connectés pour découvrir prochainement tous les détails concernant la billetterie et ne manquez pas l’ouverture des ventes !🎫

✨Préparez-vous à revivre vos plus beaux souvenirs en musique.

21/07/2026

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tapôlaka Glady - Timeless posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category