Home & Beyond Shop

Home & Beyond Shop Resto-karaoke-animation dj🇲🇬🫶🏻

Salama tompoko, latsinainy katram zoma, ary zoma katram latsinainy no misy fête 🥳 ato amin’ny ity toerana zay atao hoe V...
25/02/2024

Salama tompoko, latsinainy katram zoma, ary zoma katram latsinainy no misy fête 🥳 ato amin’ny ity toerana zay atao hoe Villa club 102 Andoharanofotsy ity, tsy fety iany koa anefa fa afaka mihirahira no mandy ary misakafo rehefaveo ilay mamomamo aloany ody iny amzay mba tsy makafoka maraina.❤️🥺 sakafo isakarazany sy fifaliana isakarazany no zaraina rehefa valabalak ny asa enao🫡❤️

Tsy azo tsika adino iany koa fa izahay d manome fahafapo anareo atrany ary raha toa misy tsy mahafapo dia afaka mandefa message ao am Mp enao❤️🫡

Ny laharana azahona ny club kousa moa raha te iaraka iasa na koa anao anniversaire na anao fivoriana d afak miantso ny laharana ianareo ❤️

Info : 034 46 449 90 & 034 31 386 03.

Mandrapiona ary tompoko ❤️🫡

Salama daholy tompoko. Izahay ato @  Villa club 102 moa zany d miezaka manatsara sy manamora finanareo namanay pizza 🍕 e...
24/02/2024

Salama daholy tompoko.

Izahay ato @ Villa club 102 moa zany d miezaka manatsara sy manamora finanareo namanay pizza 🍕 ety Andoharanofotsy, tsy aiza fa 1 mn de marche miala ny pharmacie Rn7, afaka manao livraison iany koa zahay manomboka izao an, izay manomboka am 11:30 jusqu’à am 10 ora alina.

Frais de livraison a partir de 5000 ar tonga eo am varavaranao ny pizza mafana be a partir de 16.000 ar maro d maro tokoa izy ao ary misy isafidianana.

Msaotra betsaka ary mandroso ary fa tsy bière iany no ato amnay fa misy sakafo maro be koa ee😀

Manome fotoana mafinaritra atsika ary anjoany ato Villa club 102  miaraka amreo miss&mister, aptsahivina iany koa fa mis...
21/02/2024

Manome fotoana mafinaritra atsika ary anjoany ato Villa club 102 miaraka amreo miss&mister, aptsahivina iany koa fa misy etsika ataony YKYRE Agency ato am Villew club 102 ny 8 Mars izao ❤️🌇🔜 tongava maro ee

ZOMA MAGNIFIQUE INDRAY ATO AMIN'NY Villa club 102.  ARAHINA MOZIKA MAHAFINARITRA SY SAKAFO TSARA ARY FAHAFINARETANA ANAT...
09/02/2024

ZOMA MAGNIFIQUE INDRAY ATO AMIN'NY Villa club 102. ARAHINA MOZIKA MAHAFINARITRA SY SAKAFO TSARA ARY FAHAFINARETANA ANATY FITONIANA . TONGAVA DAHOLO INDRAY E. Pizza, Sicha , soupe , karaoke, SY ZE REHETRA.
"" FALY MIZARA NY MAMY HATRANY""

Bonjour mes Amies❤ que cette magnifique journée de jeudi début  de fevrier soit pour vous un brin de douceur et de petit...
01/02/2024

Bonjour mes Amies❤

que cette magnifique journée de jeudi début de fevrier soit pour vous un brin de douceur et de petits bonheurs prenez soin de vous et de votre entourage ❤️

Oubliez pas notre rendez-vous.

🚨 𝐂𝐀𝐍 𝐂𝐎̂𝐓𝐄 𝐃'𝐈𝐕𝐎𝐈𝐑𝐄 - 𝟏/𝟒 𝐅𝐈𝐍𝐀𝐋𝐄

📅 𝟎𝟐 𝐟𝐞́𝐯𝐫𝐢𝐞𝐫 𝟐𝟎𝟐𝟒
🕗 (20h) Nigeria 🇳🇬 vs Angola 🇦🇴
🕚 (23h) RD Congo 🇨🇩 vs Guinée 🇬🇳

📅 𝟎𝟑 𝐟𝐞́𝐯𝐫𝐢𝐞𝐫 𝟐𝟎𝟐𝟒
🕗 (20h) Cap-Vert 🇨🇻 vs Afrique du Sud 🇿🇦
🕚 (23h) Mali 🇲🇱 vs Côte d'Ivoire 🇨🇮

Tout les matches passe en direct aux Villa club 102❤️

🤔 qui serait aux 𝟏/𝟐 𝐟𝐢𝐧𝐚𝐥𝐞 ? On va

| | | |

Hello guys,❤️C'est mercredi chill today !!! 🔊 Un mercredi sublime pas comme les autre, 31 janvier déjà … le  temps passe...
31/01/2024

Hello guys,❤️

C'est mercredi chill today !!! 🔊
Un mercredi sublime pas comme les autre, 31 janvier déjà … le temps passe tellement vite. Il est temps de décompresser... Notre équipe au Club 102 vous attend !!! ❤️😛
On veut vous écouter chanter 🎤
On veut vous voir sur la piste😀 😜

Et pour compenser... Une petite collation s'impose 😋
C'est pourquoi nous vous présentons un large choix des pizza avec un prix satisfaisant😌

Villa club 102 , ,

Info : 034 31 386 03 , 034 46 449 90.

À bientôt la famille 102❤️🎉

02/01/2024

31/12/23 - 01/01/24
Izahay avy ato am orinasa Villa club 102 Andoharanofotsy dia mirary taona finaritra oatsika panjifa ❤️🎊

Ary mampilaza iany koa fa ikatona ny orinasa ny Larobia 3 janvier zao ary iverina isokatra indray kousa ny Alakamisy 4 janvier❤️

Misaotra betsaka tompoko.🧨🎉

Fisaorana Bediabe no atolotray ireo namana sy havana  nanotrona anay omaly tato am Villa club 102, nafinaritra ny fiarah...
01/01/2024

Fisaorana Bediabe no atolotray ireo namana sy havana nanotrona anay omaly tato am Villa club 102, nafinaritra ny fiarahana ary mino izahay fa mbola oavy fona ianareo iaraka i fety amnay mandrapihoana indray ary ooo❤️❤️🥂

#31/12/23

REMERCIEMENT 2023 Venant de toute l’équipe Villa club 102🙏🌟En ce moment de réflexion, nous tenions à partager notre grat...
31/12/2023

REMERCIEMENT 2023 Venant de toute l’équipe Villa club 102🙏🌟

En ce moment de réflexion, nous tenions à partager notre gratitude pour l'année 2023, une année qui a été synonyme d'apprentissage et de croissance pour Villa club 102 Avec une équipe tres chaleureux merci à tout nos collaborateurs aussi , nous avons traversé ensemble une année de hauts et des bas.
🥰Ces moments ont été des occasions d'apprentissage précieuses et de connexion avec notre communauté.❤️
Les projets réussis et les clients satisfaits sont le fruit des efforts acharnés de notre équipe.
🙏🏼En 2023, nous avons eu la chance de connaître plein de gens, amis etc.

🎖️Nous sommes également fiers d'avoir pu offrir des opportunités à certains de nos collaborateurs,

😎En anticipant 2024, nous restons modestes mais pleins d'espoir que notre connaissance va encore plus s’améliorer❤️

Oubliez pas pour ce soir. 2 cocktails acheter 1 cocktail offerts ❤️🥶

Address

Antananarivo

Telephone

+261343138603

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Home & Beyond Shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Establishment

Send a message to Home & Beyond Shop:

Share