21/08/2026
Maro ireo manontany tarif _ tsy mbola niova moa hatreto:
120.000ar : Base Level One
95.000ar: LEVEL UP - spécial Vinyl
90.000ar: LEVEL GOD - spécial Scratch
5séances ny cours - séance iray 3h
Lundi - mardi - mercredi
Misy ny session garage rehefa vita ny cours fa tsy hoe vita vita fotsiny 😊
❌ ️LOCAL efa en cours 🙏
❌️ Session Weekend efa en cours 🙏
❌️ A Domicile efa en cours 🙏
Ny Matos efa misy fa tsara raha mitondra 👌
Hivoaka eo ny emplois du temps septembre !