Distributeur CANAL +

Distributeur CANAL + ☑️ SERVICES VENTES & INSTALLATION CANAL+

☑️ DÉPANNAGE , POINTAGE, RÉINSTALLATION

☎️: 034 80 601 43 Distributeur agréé par la société Canal plus Madagascar.

Izay mamafy rivotra mijinja tadio , lasa moana sy marenina ity Raprezy !🤔Mahaliana anao ny tohiny ? araho hatrany ary ny...
09/06/2026

Izay mamafy rivotra mijinja tadio , lasa moana sy marenina ity Raprezy !🤔
Mahaliana anao ny tohiny ? araho hatrany ary ny tohin’ ny tantara Maizim-bolana andiany faha telo 🥰

Coupe du monde 3x3 : Lavon’ny Frantsay ny Ankoay Lehilahy, tamin’ny 1/8 finale 🏀 MADAGASCAR 🇲🇬10- 16 🇫🇷 FRANCEMISAOTRA A...
06/06/2026

Coupe du monde 3x3 : Lavon’ny Frantsay ny Ankoay Lehilahy, tamin’ny 1/8 finale 🏀

MADAGASCAR 🇲🇬10- 16 🇫🇷 FRANCE

MISAOTRA ANKOAY

Tonga ao antrano i Suzanne. Raha mambabo ny fon'i Lucia izy, i Aiko sy Cathya kosa efa mametraka fandrika anesorana ny s...
05/06/2026

Tonga ao antrano i Suzanne. Raha mambabo ny fon'i Lucia izy, i Aiko sy Cathya kosa efa mametraka fandrika anesorana ny saron-tavany🤭

🥳🇲🇬Efa vonona ve isika ???  Rahariva  ary ny fotoana ao amin'ny GSTv Chaîne 09, France  VS  Madagascar Ataovy haingana n...
05/06/2026

🥳🇲🇬Efa vonona ve isika ???
Rahariva ary ny fotoana ao amin'ny GSTv Chaîne 09,
France VS Madagascar

Ataovy haingana ny réabonnement fa so tara eo an🔥
MVola : #111*1*5*5*1*2 #
Orange money : #144 #31212 #
Airtel Money : *436*8003*2 #

Noentin’ilay  matotoa nitsangatsangana teny amin’ny fasana i Razaky rehefa tsy nety namerina ny fananany !😅Manasa anao h...
05/06/2026

Noentin’ilay matotoa nitsangatsangana teny amin’ny fasana i Razaky rehefa tsy nety namerina ny fananany !😅
Manasa anao hanaraka hatrany ny tohin’ ny tantara Maizim-bolana andiany faha telo 🥰

05/06/2026

💥⛔Aza miala lavitra⛔💥
Ho an'izay mbola tsy manana CANAL+ nefa liana @ tantara MAIZIM-BOLANA .
Antsoy avy hatrany ny ☎️ 034 80 601 43

Ela nanaovana fitan-droa RaToavina ka votsi-droa no niafarany !😅Efa tsy andrinao ny hanaraka ny tohiny ? Ao amin’ ny Nov...
03/06/2026

Ela nanaovana fitan-droa RaToavina ka votsi-droa no niafarany !😅
Efa tsy andrinao ny hanaraka ny tohiny ? Ao amin’ ny Novegasy hatrany no hanarahanao izany ka aza adino ary !🥰

✨ Valin'ny lalao sokajy vehivavy anio 03 jona 2026   MADAGASCAR 🇲🇬12 - 21🇫🇷PAYS-BAS   ALEFA ANKOAY
03/06/2026

✨ Valin'ny lalao sokajy vehivavy anio 03 jona 2026

MADAGASCAR 🇲🇬12 - 21🇫🇷PAYS-BAS

ALEFA ANKOAY

🥳🔥Fandresena voalohany ho an'ny ekipam-pirenena sokajy lehilahy anio 03 jona 2026Australie 17 Vs Madagascar 22MISAOTRA A...
03/06/2026

🥳🔥Fandresena voalohany ho an'ny ekipam-pirenena sokajy lehilahy anio 03 jona 2026

Australie 17 Vs Madagascar 22

MISAOTRA ANKOAY

🇲🇬Valin'ny lalao nifanandrinan'I Maroc sy Madagasikara  Anio 02 jona 2026
03/06/2026

🇲🇬Valin'ny lalao nifanandrinan'I Maroc sy Madagasikara Anio 02 jona 2026

Address

Ankadikely Ilafy
Antananarivo
TANA101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Distributeur CANAL + posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share