19/08/2026
Fantatsareo ve? Ny Slam Poézia dia art du spectacle sy art pour le public ?
zany hoe: 👉 misy maso mijery
👉 misy fihetseham-po ampita
👉 misy hefitra tohanana
👉 misy olo resena lahatra
👉 misy .....
..satria tsy natao ho an’ny mpanoratra irery ny slam, fa natao hifandraisana amin’ny public koa...
POV: De akory zay anay tsa sahy miakatra sehatra sy mataotra maso n'olo ty 🥶?
ee! Sabotsy mifankahita!!! 🏃➡️
eny amin'ny Alliance Française de Fianarantsoa tsika 🚶♂️