31/08/2026
Araka ny efa nambara tamin'ny Remise des lots an'ny Show Your Style 2026 de homen'ny club ARD lots ihany koa ireo Mpandihy afaka examen BEPC et Baccalauréat tamin'ity taona 2026 ity. Satria fandresena goavana ny fahafahana fanadinana. 💪🏼🎉🥳
Koa manasa anareo izahay ny asabotsy 05 Septembre ho avy ao amin'ny Planète Terrasse ambohijatovo à 16h30,
Hiaraka hisakafo isika ary amin'io fotoana io no ho atolotra anareo Ilay fanomezana avy aty amin'ny Club.
Afaka manantona MP ho an'izay manana fanotaniana na koa miantso amin'ny 0327452483.