Le Carnet de Jonathan

Le Carnet de Jonathan Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Le Carnet de Jonathan, Mahajanga.

14/07/2026

‼️Aza andrasana efa tsy eo an-tànana ny zavatra iray vao ahatsapa ny mahazava-dehibe azy‼️

Am-pitiavana hatrany 🙏🏻

08/07/2026

Tamana - accordéon 🎶🪗
Timothy Ministry

Mihainoa finaritra oh 🎧

À ma Maman d’amour Pasteur Sitina Rijaharivelo ❤️🌹💖Aujourd’hui, c’est ton jour. Le jour où le monde a eu la chance d’acc...
29/06/2026

À ma Maman d’amour Pasteur Sitina Rijaharivelo ❤️🌹💖

Aujourd’hui, c’est ton jour. Le jour où le monde a eu la chance d’accueillir une femme si exceptionnelle, si forte et si belle ✨❤️. Mais pour moi, ce jour est bien plus qu’une date sur un calendrier : c’est le jour qui a précédé le plus beau cadeau en tant que maman. 💖

Faly izahay Mama ny amin’ny fisianao eo amin’ny fiainanay ❤️. Misaotra an’Andriamanitra izahay nomeny Anao ho Reninay. Zaho manokana tena mahatsapa béni tamin’ny fisianao. Misaotra nisy Mama ❤️❤️❤️.

Eto ihany koa dia manararaotra ny misaotra sy mankasitraka Anao Mama tamin’ny zavatra rehetra nataonao ahy ✨❤️. Tamin’ny anatra, fanitsiana maro, torohevitra, fa indrindra fa ny Fitiavana nasehonao isanandro. Mankasitraka Mama ❤️❤️✨✨.

Je te souhaite une année remplie de joies pures, de rires partagés, de petits bonheurs simples et de grands moments de grâce. Que la vie te rende tout l’amour que tu as donné, et qu’elle te surprenne avec des bonheurs inattendus. 🎁🌸

Prends soin de toi comme tu as pris soin de nous ✨❤️.
Je t’aime Mama ❤️💖.

Avec tout mon cœur.

27/06/2026

Happy Birthday to the Great Woman of God Pepe Shine Mickaella🎉🎉🎉✨✨✨.

Tena ho faly ny am fisiany ❤️✨. Hisaorako be dia be an’Andriamanitra ny fisian’ity vehivavy lehibe ity satria maro ny zavatra voarainay mivady tamin’ny alàlany ✨❤️. Maro ny varavarana nisokatra, maro ny relation noentiny teo am fiainanay. Tena hoe faly foana rehefa i PEPE SHINE no resahana satria tena vavolombelon’ny toe-pony, be fitiavana. Mahay mahandro. Ouuuu ✨✨✨. Tena hoe Harena ho anay ny fisianao.

Izy moa sady Reniko Izy no Lehibeko, Zokiko vavy 😁, Belle-sœur ko, Mpananatra, mpanome hevitra, Mpanitsy. Maro ny zavatra noentiny teo am fiainanay mivady fa dia tena oe mankasitraka an’Tompo.

Mirary soa be dia be Pepe ❤️✨. Hitondra Anao lavitra foana anie ny Tompo, dia tongava am tendrony foana. Sambatra sady faly no manana izahay manana Anao ✨❤️❤️❤️.

Manararaotra koa zah ny ankasitraka tam zavatra rehetra Pepe Shine ❤️❤️🙏🏻🙏🏻.

Andro-nao ity androany ity ka manaova fety sambatra be ❤️✨🎉✨🎉

🇲🇬🎆 Miarahaba ny MALAGASY rehetra nahatratra izao asaramanitra 2026 izao 🇲🇬🎆Mirary fety sambatra ho antsika rehetra ee✨C...
25/06/2026

🇲🇬🎆 Miarahaba ny MALAGASY rehetra nahatratra izao asaramanitra 2026 izao 🇲🇬🎆

Mirary fety sambatra ho antsika rehetra ee✨

Comme promis dia ao am commentaire ny fahana izay nampanantenaina antsika. Samia maka ny azy ho an’ny fety rahampitso.

Nb: mivoaka manomboka avy eo amin’ny 8 ora alina (ao amin’ny commentaire)

Peace ✨✨✨

20/06/2026

‼️TELEPHONE ‼️
Andao mba fantarintsika hoe ireto teboka ireto.
Zaraiko satria nahasoa ahy.
Zarao amin’ny namana rehetra ihany koa.

Abonnez-vous les amis.

Peace ✨✨✨

‼️Izaho ihany‼️Tsara foana ny manompo ny Tompo. Ary mbola hanompo Azy mandrakizay ✨Nb: salama tsara tamin’io fotoana io ...
12/06/2026

‼️Izaho ihany‼️

Tsara foana ny manompo ny Tompo. Ary mbola hanompo Azy mandrakizay ✨

Nb: salama tsara tamin’io fotoana io fa tsy hoe nisy aretina akory 😎.

Address

Mahajanga

Telephone

+261329602282

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Le Carnet de Jonathan posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Establishment

Send a message to Le Carnet de Jonathan:

Shortcuts

Share