22/08/2026
coucou mes clients 🥰
miatsiny indrindra @ ts fahafahanay mandray anareo fa misy fanatsarana kely ny tranotsika😊, mampilaza eto aminareo eto ihany @ fisokafany fa hejatsika ts atao ela bé tsony🙏
Mbola andalam- pikarakarana azy tsika Zao 🥰
✅ afaka manao rendez vous izay anao Hoho na makeup na curly sy piercing Ary tissage, fa hafaka rahisinay antrano aloa mandrampa hivitany tranotsika,❌ fa manomboka am herindro no hafaka mandray rendez vous 🥰
aza matahotra fa hihejaka anome fafam-po anareo clientes fôna izay @ fisokafany 😍
mirary soa daholo 🙏