El Vinoh /Ståręínę

El Vinoh /Ståręínę Asa soratray roa no ho hitanao ato

🌹Anjara tafahaona 🌹....................................................Fa mba iza tokoa moa iny 😱No dia nanaitra ahy toy...
25/09/2023

🌹Anjara tafahaona 🌹....................................................
Fa mba iza tokoa moa iny 😱
No dia nanaitra ahy toy ireny?
Andeha ho hantoniko eny iny 🏃
Sao mba ho afaka hiteny
Izay mety ho anarany
Fa maniry azy mafy 💔
Maniry ny ho anjarany 💏
Izany foko izany 💕
Ka miomana ianao ry foko
Fa hiresaka amin'ity
Esory lavitra ny toloko
Fa efa foy ilay fitia 💘

📝EL Vinoh📝
Tsy ho ela /abonnez cette page

21/09/2023

Abonnez -vous💔💋💝

EL Vinoh & Ståręínę 💖💖💖Abonnez-vous
17/09/2023

EL Vinoh & Ståręínę 💖💖💖
Abonnez-vous

Address

Fianarantsoa

Telephone

+261343421973

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when El Vinoh /Ståręínę posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category