MIALY 🦾You have a goal? Work for it 🦾
(1)

21/08/2026

Mialy - Slow down ♥️ Hirako amin’ny teny gasy voalohany nohiraiko taty Chine🥰😍😍🤣🤣 teto Shanghai, tato amin’ny Cozy Music Lab… Surpriiiiise be tamiko ilay horakoraky ny olona fa na dia tsy fantany ary ilay zavatra teneniko dia tian’ny zareo ilay izy🤭🤣😍 izy ity moa dia hira nosorasoratako fahatany tany fotsiny 🤭 raha ny tokony hoizy dia somary naka loko afro no tiako hanaovana azy fa izao moa no nataonilay mpitendry dia noreveko maivana tany🥰

Je vous aaaaaaaaaime🥰😘😘😘

19/08/2026

Mialy - Rise as one ♥️ « Carnaval Culturel Shandong-Afrique : L'Amitié sino-africaine 2026 » 😍 (4 Août 2026)

Ohatran’izao rehefa sady voan’ny grippe 🤧 mikohaka no avy naharary vavony be nefa tsimaintsy vitaina ny asa 🥹😩 Forcer-na fotsiny iiii… 🤣

Rise as one (official video) : https://www.facebook.com/share/v/1FKX9f32Gp/?mibextid=wwXIfr

18/08/2026

Tantara be…😩😆

17/08/2026

Bonjour!😊 MISY VAOVAO❤️‍🔥❤️‍🔥 Manomboka ny herinandro vaovao… 🥰Dia misy zavatra vaovao be zaraiko anareo androany. Tsy mozika foana annn, fa maro koa ianareo liana be amin’ilay fanafarana entana avy aty Chine… Tsy misy hoe ny entana nafarana sy ny entana tonga izany eo fa manao verification sur terrain mihitsy ny Madina import (indrindra raha hoe machine na zavatra ngezangeza)…

Mandray mp aho na tsaratsara kokoa tonga dia ao amin’ny Page Madina Import na tonga dia miantso mihitsy koa aza eeeh… ♥️

Soava ary ny herinandro uuuu… Oroka mamy😘

Fa fitiavana no ilaina hampitony fo sy saina 🥰 Izany foana no andrandraina ka kaloina sy hiraina…😌Fa… ❤️‍🔥✍🏽Rij'Art
16/08/2026

Fa fitiavana no ilaina hampitony fo sy saina 🥰
Izany foana no andrandraina ka kaloina sy hiraina…😌
Fa… ❤️‍🔥

✍🏽Rij'Art

ianao anie juste mandray anjara mihira fotsiny sisa fa efa azonao ilay izy eeeee… 🤜🏼🤛🏻❤️‍🔥
14/08/2026

ianao anie juste mandray anjara mihira fotsiny sisa fa efa azonao ilay izy eeeee… 🤜🏼🤛🏻❤️‍🔥

À l'instant même !! ✌🇨🇮
Je suis un peu stressé, mais ça va aller.
Donnez-moi du courage, s'il vous plaît !! 🥹❤

Ce soir sur CANAL+MAGIC À 21H D'ICI ET MINUIT POUR MADAGASCAR !! 🥹
À ce soir les gars ❤
can.al/3h11

Andray🥰 Misaotra foana tamin’ny firarian-tsoa♥️ Tiako be ianareo…
13/08/2026

Andray🥰 Misaotra foana tamin’ny firarian-tsoa♥️ Tiako be ianareo…

13/08/2026

Ny omaly🥰 Mamy be fa dia feno vanitika sy kakaka… ❤️‍🔥 Tena feno, faly loatra aho ary ny firarian-tsoa nataonareo ohatry ny tonga dia nandaitra be izany sahady fa tonga dia good vibes be aho…🤣 Izay firarian-tsoa nataonareo tamiko anie dia homba anareo ihany koa♥️ Misaotra dia misaotra foana🙏🙏♥️

Mety iray volana aho hamaly tsirairay ny commentaires-nareo sy messages angamba hahaha🤣 Tena maro dia maro izy ao.

12/08/2026

Mitsingerina anio ny taona nahaterahako🥹 Faly aho😭🥰 Maro ny sedra fa mbola mijoro ito foana🙏 Vonona foana, motivée be foana 🤩 Dia hira, manokana, iray tena tiako sady mampitony ahy foana no zaraiko aminareo 🥰 (Somary fohy fa ialana tsiny) Andriamanitra no isaorana indrindra ary isaorana voalohany satria Izy no nahatonga ahy toy izao, ny finoako Azy sy ny fitondràny mahagaga…🥰

Any izay DADA sy NENY🥹
Isaorako koa ireo TENA NAMANA teo foana, mbola eo ary mino aho fa hoeo foana amin’ny androm-piainako rehetra hiaraka hahomby… ♥️

Isaorako koa ianareo mpanohana ahy🥹 MISAOTRA EEEE🙏🙏🙏 Misaotra fa ianareo anisan’ny mandray anjara amin’ny fahombiazana sy ny fanatanterahana ny nofinofy sy ny hadalana🤭 Andao foana…♥️

Farany… merci be amin’ilay cameraman mitsingolongoloka io aoriana io annn🤣 bôgôsy annn…🤣🥰♥️

🎹 Sarobidy famenontsoa izany mitendry mandrotsirotsy izany… 🥰🥹
🎤 Fita ny eo amin’ny feo lafika🥰

(Tahirina horonan-tsary Nov.2025, Ny Ako Studio)

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MIALY posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category