Trano 3D

Call Directions Website Contact the establishment

Trano 3D Construisez un foyer où chaque espace est conçu pour des souvenirs précieux.

23/10/2026

Mipetraka any an-dafy izy mivady nefa nampanangana ity trano ity teto Madagasikara.

Sady vao in-2 izy no nahita mivantana ny asa hatramin’ny nahavitany.
Eny possible ny mampanorina avy lavitra rehefa raisin’ny Trano Bat an-tanana ny fananganana.

Arahabaina ianareo tompon-trano ary misaotra t@ fahatokisana.

Raha ianao izao no manangana dia ohatran’ny ahoana ny tianao? Ataovy eo @ commentaires 👇🏽
Architecture & ingénierie : Trano 3D

📞 +261386100222
🌍 www.trano3d.com

🏡 Villa mamy kely, feno nofinofy be ! ❤️Fahasambarana tsy voatery ho hita anaty villa be fa trano kely voasaina tsara, z...
19/10/2026

🏡 Villa mamy kely, feno nofinofy be ! ❤️

Fahasambarana tsy voatery ho hita anaty villa be fa trano kely voasaina tsara, zardaina tsotra, terrasse mahafinaritra dia efa ampy. 🇲🇬

Ary ny anao inona no tianao: villa kely tsaratsara sa trano be tsy dia misy n’inon’inona? 👀

📞+261386100222

🇲🇬🤝🇷🇺 Misaotra ny Maison Russe à Madagascar nahatoky anay nanao ny home staging an’ity  Tranony ao Ampefiloha ity.www.tr...
16/10/2026

🇲🇬🤝🇷🇺 Misaotra ny Maison Russe à Madagascar nahatoky anay nanao ny home staging an’ity Tranony ao Ampefiloha ity.

www.trano3d.com

Client: Somary kely ny taniko fa mba afaka hamoronanareo trano tsara kely mifanaraka aminy ve izahay?Trano 3D : 👇🏽www.tr...
14/10/2026

Client: Somary kely ny taniko fa mba afaka hamoronanareo trano tsara kely mifanaraka aminy ve izahay?
Trano 3D : 👇🏽

www.trano3d.com
+261386100222

Ampio izahay hanavotra ny ain’i Sombiniaina sy ny ray aman-dreniny raha mba sitrakao 🙏🏽
02/10/2026

Ampio izahay hanavotra ny ain’i Sombiniaina sy ny ray aman-dreniny raha mba sitrakao 🙏🏽

Raha omena 3 andro ato ianao iza no entinao miaraka aminao? 😂 Mahajanga no resaka🌴☀️⚠️ mieritrereta tsara vao identifier...
26/09/2026

Raha omena 3 andro ato ianao iza no entinao miaraka aminao? 😂
Mahajanga no resaka🌴☀️

⚠️ mieritrereta tsara vao identifier-na izy. 😭😂

Hôtel noforoninay Trano 3D an-dalam-pahavitana any Mahajanga. 🇲🇬

Anao ary 👇

🌍 www.trano3d.com
📞 +261386100222

18/09/2026

Hôtel kelikely noforoninay taty , mety ho tianao ny hanao vacances ao? 😉

www.trano3d.com
+261386100222

10/09/2026

Fanavaozana WOW 🤩 ho ana trano eto Madagasikara
www.trano3d.com

🏠 Trano gasy modern 🇲🇬Omenao naoty firy sur 10 ? 👇
02/09/2026

🏠 Trano gasy modern 🇲🇬
Omenao naoty firy sur 10 ? 👇

Tsia, tsy “mpanao sarin-trano tsara tarehy” fotsiny izahay Trano 3D 😄Ao ambadiky ny projet-nao ato dia misy olom-belona:...
27/08/2026

Tsia, tsy “mpanao sarin-trano tsara tarehy” fotsiny izahay Trano 3D 😄

Ao ambadiky ny projet-nao ato dia misy olom-belona:
🏡 nianatra architecture & ingénierie
💡 mieritreritra ny toerana hipetrahanao
🧱 misaina ny fomba hanangananao ny nofinofinao
👥 mifanakalo hevitra ahatsara ny fiainanao
📐 mamadika izany ho sary, soratra, ary kajy

Trano tsara endrika : manintona maso.
Trano nosainina tsara : mahate onina.

Tongasoa aty ambadiky ny Trano 3D, indrindra ianao raha vaovao ato.

Dia mbola sahinao ihany ve ny hanangana tsy misy plans amin’izao?

📲 WhatsApp : +261 38 61 002 22
🌐 www.trano3d.com

Address

Alarobia Ivandry
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 20:00
Tuesday 08:00 - 20:00
Wednesday 08:00 - 20:00
Thursday 08:00 - 20:00
Friday 08:00 - 20:00
Saturday 08:00 - 19:30
Sunday 08:00 - 14:00

Telephone

+261349696373

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Trano 3D posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Establishment

Send a message to Trano 3D:

Shortcuts

Share

Category

Nearby arts & entertainment