22/08/2026
🇲🇬✨ MITADY THÈME GASIGASY VE IANAO?
Ireto misy modèle voafantina manokana ho anareo tia ny style Gasigasy, kanto sy mihaja 🤍
🌿 Mampisongadina ny maha-Gasigasy antsika
✨ Kanto, miavaka ary tena mihaja
🧵 Disponible sur commande
Safidio ny modèle tianao, dia izahay no mikarakara azy ho anao ❤️🇲🇬
📩 Tiako Ny Mianjaika
☎️ 034 94 968 80
📞 WhatsApp 034 94 571 89
📍 Anjomakely RN7