25/12/2025
MADA BAG dia mirary fetin'ny Krismasy feno fifaliana hoantsika rehetra.
Mandray ny commande nareo fona izahay hatramin'ny Sabotsy hoavy izao dia miato kely aloha fa amin'ny 5 janvier indray vo misokatra ny fandraisana commande.