13/01/2026
NY FANOMPOANA NY ZAVATRA LEHIBE INDRINDRA AMIN'NY MALAGASY 🇲🇬
TSY VOATERY ANAO IPETRAHAN'NY TROMBA NA RAZAGNA FANJAKANA NO MANOMPO
TSO DRANO AMIN'NY HASIGNY RAZAGNA NO MAHATSARA FIHENAGNA NAO
ITY TOERANA NANDEHANAKO ITY LAZAIGNA ANISANY MANAGNA MA IZY AZY ATY DOANY VOHEMAR
SENDRA MANDEHA MAGNADIO VATAGNA NAO AZA ADIGNA MANDEHA ATY
SAMY MAHAZO NY MAIVA 🤲🤲 JIABY