Gasy Karaoké FLUO

Gasy Karaoké FLUO Informations de contact, plan et itinéraire, formulaire de contact, heures d'ouverture, services, évaluations, photos, vidéos et annonces de Gasy Karaoké FLUO, Sainte-Suzanne.

Namela mamy i Ramy Franck. Ny fihirana ny sangan'asany no anisan'ny fanehoana fahatsiarovana tsara indrindra ho azy. Ani...
20/07/2026

Namela mamy i Ramy Franck. Ny fihirana ny sangan'asany no anisan'ny fanehoana fahatsiarovana tsara indrindra ho azy. Anisan'ny mpanakanto tianareo mpaka fy Gasy Karaoke Fluo i Ramy Franck fa maro ianareo no misafidy ilay hirany Vavaka ho an'i Neny. Izahay eto amin'ny Gasy Karaoke Fluo dia mankahery ny fianakaviany sy ny namany rehetra.

Bienvenue sur la PREMIÈRE CHAÎNE DE KARAOKE MALAGASY ! Gasy Karaok...

Faly manolotra ho anao Karaoké 1 heure non stop "spécial Fête des Mères" ho anao ny chaîne Youtube Gasy Karaoké FLUO. Mi...
27/05/2026

Faly manolotra ho anao Karaoké 1 heure non stop "spécial Fête des Mères" ho anao ny chaîne Youtube Gasy Karaoké FLUO. Mirary soa ho an'ny Reny rehetra. Ao amin'ny commentaire ny lien.

Tsy mila tadiavina intsony fa efa voalahatra mialoha ny hira tianareo indrindra anaovana karaoké.Izahay ato amin'ny Gasy...
07/04/2026

Tsy mila tadiavina intsony fa efa voalahatra mialoha ny hira tianareo indrindra anaovana karaoké.

Izahay ato amin'ny Gasy Karaoké FLUO - première chaîne de Karaoké malagasy sur Youtube - dia vonona hanome fahafaham-po ho anao hatrany.

Ao amin'ny commentaire ny lien.

Partagez.

💖 Joyeuse Saint-Valentin à tous les amoureux ! 💖Un cadeau signé GK FLUO pour célébrer l’amour comme il se doit :🎶 Une ce...
14/02/2026

💖 Joyeuse Saint-Valentin à tous les amoureux ! 💖

Un cadeau signé GK FLUO pour célébrer l’amour comme il se doit :
🎶 Une centaine de love songs réunies dans notre playlist « SPECIAL MPIFANKATIA ».

De quoi chanter, vibrer, partager… rien que pour vous.
🎤 À vos micros !

👉 Le lien est en commentaire.

Adresse

Sainte-Suzanne

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque Gasy Karaoké FLUO publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Contacter L'entreprise

Envoyer un message à Gasy Karaoké FLUO:

Raccourcis

Partager