Mpi'Art

Mpi'Art Mpi'Art , tarika Malagasy manao mozika mifangaro be arakaraky izay aingam - panahy tonga eo 😊. Tongasoa 👊

Mpi'Art, groupe malgache de Tana Atsimondrano, explorant les sonorités du slow, de la ballade,du rock, du soft et même de la fusion .

Sary vitsivitsy tao Amin le garage tamin ny 27/03/2026 teo
01/04/2026

Sary vitsivitsy tao Amin le garage tamin ny 27/03/2026 teo

Mankasitraka feno an i Rolf Oely Razafindrakoto nanome sehatra anay omaly 🙏🙏 ,  isaorana ianareo rehetra namaly ny antso...
28/03/2026

Mankasitraka feno an i Rolf Oely Razafindrakoto nanome sehatra anay omaly 🙏🙏 , isaorana ianareo rehetra namaly ny antso Ary isaorana n'y tompon toerana Le garage Antsahavola.
Milay bé daholo ianareo 😊
Respect bé ho anareo rehetra tao🙏

Sady anniv an ity soliste anay ity koa Kay androany,mirary soa bé les elah dia mirary soa a , rariva ny fiesta e 👊
27/03/2026

Sady anniv an ity soliste anay ity koa Kay androany,mirary soa bé les elah dia mirary soa a , rariva ny fiesta e 👊

25/03/2026

Mpi'Art mikaly talohan'ilay live tamin le 20,ny laoka efa fantatrareo e 😊,Tripy,Pirina ,akoho miam , rendez-vous Amin Zoma 27 indray e 🙂👌

Misaotra anareo akama rehetra dia manome fotoana indray Amin ny Zoma izao ao Amin ny le garage antsahavola manomboka Ami...
25/03/2026

Misaotra anareo akama rehetra dia manome fotoana indray Amin ny Zoma izao ao Amin ny le garage antsahavola manomboka Amin ny 8 ora alina , Mpi'art aka isika e 🤘

Sarisary tamin Zoma Téo tao Amin WEST Garden ,mbola ho avy ny vidéo fa aza adino Amin ny Zoma miaraka Amin ny andraresin...
25/03/2026

Sarisary tamin Zoma Téo tao Amin WEST Garden ,mbola ho avy ny vidéo fa aza adino Amin ny Zoma miaraka Amin ny andraresina zoky Rolf ao Amin le garage Amin 8 ora alina

1 ère partie : Mpi'Art Tongava daholo ry akama a 👊
23/03/2026

1 ère partie : Mpi'Art
Tongava daholo ry akama a 👊

20/03/2026

Tonga Dia merci bé daholo anareo Tonga marobe nanotrona dia ho avy eo ny sary , mankasitraka bé ranga🙏

Efa eto an toerana ,maka saina kely aloha Ary, miandry anareo , Amin 4
20/03/2026

Efa eto an toerana ,maka saina kely aloha Ary, miandry anareo , Amin 4

Address

Tana

102

Telephone

+261345831252

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mpi'Art posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Establishment

Send a message to Mpi'Art:

  • Want your establishment to be the top-listed Arts & Entertainment?

Share