Jio Vanil

Jio Vanil Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Jio Vanil, Mahébourg.

Formateur en idéation de projet | Leadership communautaire et entrepreneurial | Personal Branding | Gouvernance associative | Confiance en soi | Conseils en orientation.

📩 [email protected]

09/09/2026

Mankasitraka anareo rehetra niarahaba sy nandefa firariantsoa ho ahy tamin’ity tsingerin-taona nahaterahako ity. Andriamanitra hitahy sy hitantana ny dianareo hatrany ihany koa🙌🏼, dia mirary soa sy fahasalamana ho antsika rehetra.

Faranana amin’ity horonan-tsary kely ity ny andro androany😁, sady ity koa no manakatona ilay 9 andro fifampizarana nataoko tato amin’ny Page. Mankasitraka anareo manohana foana, ny fizarana izay mahasoa eto amin’ny Page mitohy hatrany.

(PS: efa ela niandrasako hahatongavana taty hanaovana ity vidéo ity😭😂)

Habibi, welcome to Dubai and it’s also my birthday! 🎉🎂
09/09/2026

Habibi, welcome to Dubai and it’s also my birthday! 🎉🎂

Fanampin’ilay resaka « personnalité » tamin’ny maraina, ireto ny tohiny🤣. Isaky ny sary ny andinindininy😂.Mba misy tsy n...
08/09/2026

Fanampin’ilay resaka « personnalité » tamin’ny maraina, ireto ny tohiny🤣. Isaky ny sary ny andinindininy😂.

Mba misy tsy nampoizinareo ve sa efa fantatrareo daholo mihitsy ny momba ahy ity hatrany anaty paosiko?🤧😂

08/09/2026

Izaho ity izany misalasala be mamaritra ny personnalité-ako satria zah sady « introverti » be satria tena tiako ny fotoana hoe zah irery na ela be aza tsy olana amiko mihitsy, mahazo aina be zah. Nefa ihany koa sady tena super ultra extraverti😂, satria vitako na ny hampandihy vahoaka iray fokotany aza😆😂.

Izay olona efa niara-nanao zavatra tamiko mahita fa tsy misy mahamenatra ahy izany ny miteny na manao zavatra imasom-bahoaka, ary ny zavatra ataoko rehetra matetika dia zavatra mitaky fifaneraserana be amin’olona maro be daholo. Anefa ihany koa vitako ny mihaina hoe izaho irery na erin-taona aza tsy misy an’iza an’iza sady tena tiako be rehefa zah irery iny🤣.

Ny ato anatiko ato tena tsapako hoe misy karazan’olona be dia be mihitsy😂, sady samy manana ny maha izy azy daholo zareo ireo, samy mafy amin’ny mahaizy azy avy dia tsindraindray mifandramatra amin’ny tenako ato😂.

Izaho anefa tsy « Ambivert » satria efa nohalaliniko tsara ny dikan’io fa tsy mamaritra ahy mihitsy.🥵😂

Asiako ranty manokana rariva, izarako sary dia hizarako ny personnalité-ko tsirairay avy izay tsapako.🤣

Fa izao aloha mankafiza ny dihy arahana Bapampa, teny am-povoantsena io, ilay olona tsisy sahy mandihy fa ny ahy indray dia apriatiko any🤣.

Misy ambara ve nareo?😂

07/09/2026

Inty no fizarana androany amin’ny andro fahafito amin’ilay challenge🙈.

Haha, iza koa no manangona ato?🌝 Na mba zareo koa ny porte-bonheur anareo any raha afaka zaraina?😁

Misy namana mila fanampiana ity zareo sao mba manan-kevitra ianareo na mahita vahaolana ho azy🙏🏽.Afaka soratanareo eo am...
06/09/2026

Misy namana mila fanampiana ity zareo sao mba manan-kevitra ianareo na mahita vahaolana ho azy🙏🏽.

Afaka soratanareo eo amin’ny commentaire izay toro-hevitrareo, ataoko eo amin’ny commentaire ihany koa ny mombamomba ilay tany + contact dia afaka miantso azy avy hatrany ianareo izay mety mahita vahaolana🙏🏽.

Mankasitraka sahady amin’izay fifanampiana hataontsika🙌🏼.

06/09/2026

andro fahaefatra amin’ilay challenge sivy andro.

Ato no iresahako momba ilay maha-sarobidy ny olona miodidina sy ifaneraseranao matetika.

Mihainoa finaritra dia zarao eo amin’ny commentaire ihany koa izay azonareo ambara e.

Ato amin’i Kaly'Tia ilay Voamadilo matsiro ho an’izay mitady🤤🍋.

Zarazarao ihany no koa ny vidéo antsika raha hitanareo fa mety hahasoa ny hafa.

60secondes pour connaître…….. qui? Monsieur Francko😜
05/09/2026

60secondes pour connaître…….. qui?
Monsieur Francko😜

Mety hoe aiza àry ity toerana ity?😜Indice: Tena saika tratran’ny asphyxie zah taty fa sempotry ny hafanana, efa nandefa ...
04/09/2026

Mety hoe aiza àry ity toerana ity?😜

Indice: Tena saika tratran’ny asphyxie zah taty fa sempotry ny hafanana, efa nandefa alertes be ny fo, fa soa fa akaiky ny fiara dia nitsofoka aingana nitady Climatiseur🥵😆, tena saika ratsy😅.

Fizarana fahatelo 😁, amin’ny sary tsirairay avy ny misy ny soratra fizarana. Manasa anareo hamaky.Araka ny nolazaiko tam...
03/09/2026

Fizarana fahatelo 😁, amin’ny sary tsirairay avy ny misy ny soratra fizarana. Manasa anareo hamaky.

Araka ny nolazaiko tamin’ny maraina dia amin’ny ambangovangony ny fizarana eto fa be dia be ny trangan-javatra teny antsefantsefany teny tsy ho voatantara daholo. Fa dia samy mandray izay azo raisiny avy amin’izay afaka zaraina eto isika izao😅.

Mirary soa ho antsika rehetra hatrany koa, 🥂
Mandram-pihaona ho amin’ny fizarana fahaefatra rahampitso.

Address

Mahébourg

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jio Vanil posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Establishment

Send a message to Jio Vanil:

Shortcuts

Share