Farmshop Madagascar

Call Directions Contact the establishment

Farmshop Madagascar ๐…๐€๐‘๐Œ๐’๐‡๐Ž๐, ๐’๐š๐Ÿ๐ข๐๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐ฆ๐ฉ๐ข๐จ๐ฆ๐ฉ๐ฒ

Crรฉรฉe en 2012, FARMSHOP assure la commercialisation des poussins dโ€™un jour chair et ponte Kinga, les gammes d'aliments LFL ainsi que diffรฉrents produits accessoires avicoles. Nous fournissons un service de proximitรฉ pour rรฉpondre aux besoins des clients, ainsi quโ€™une assistance technique et une formation professionnelle pour les รฉleveurs malgaches dans le but de dรฉvelopper la filiรจre avicole ร  Madagascar et promouvoir un dรฉveloppement durable.

๐ŸŒง๏ธ Efa manomboka miha-avy ny orana izao a! โ˜”Ho antsika mpiompy, izao no fotoana tokony hiomanana sahady aminโ€™ny fahavara...
18/09/2026

๐ŸŒง๏ธ Efa manomboka miha-avy ny orana izao a! โ˜”

Ho antsika mpiompy, izao no fotoana tokony hiomanana sahady aminโ€™ny fahavaratra.

Inona ร ry no tokony hojerena mialoha?

๐Ÿ”น Hamarino ny trano fiompiana
โ€ข Jereo ny tafo, sao misy mitete na simba.
โ€ข Hamarino ny fidiranโ€™ny rivotra.
โ€ข Jereo ny foto-drafitrasa sy ny fahamafisanโ€™ny trano, mba hahazaka orana sy rivotra.
โ€ข Hamarino ny tatatra sy ny lalan-drano, hisorohana ny fihandronanโ€™ny rano.

๐Ÿ”น Miomร na aminโ€™ny tahiry na โ€œstockageโ€ lafika

๐Ÿ”นAtaovy azo antoka fa misy toerana maina sy voaaro hitahirizana ny sakafom-biby, mba tsy ho lena, ho bobongolo na ho simba.

๐Ÿ”น Tandremo ny fahadiovana

๐Ÿ‘‰ Miomร na dieny izao, arovy ny biby, ary arovy ny fiompianao.

โœจ ๐…๐ˆ๐Ž๐…๐€๐๐€๐๐€ ๐•๐Ž๐‹๐€๐๐€ ๐Ž๐Š๐“๐Ž๐๐‘๐€ ๐ˆ๐๐ƒ๐‘๐€๐˜ ๐„! Ho anโ€™izay te hianatra, hampitombo fahalalana ary hanatsara fahaiza-manao! ๐Ÿ˜๐Œ๐€๐ˆ๐Œ๐€๐ˆ๐Œ...
15/09/2026

โœจ ๐…๐ˆ๐Ž๐…๐€๐๐€๐๐€ ๐•๐Ž๐‹๐€๐๐€ ๐Ž๐Š๐“๐Ž๐๐‘๐€ ๐ˆ๐๐ƒ๐‘๐€๐˜ ๐„!

Ho anโ€™izay te hianatra, hampitombo fahalalana ary hanatsara fahaiza-manao! ๐Ÿ˜

๐Œ๐€๐ˆ๐Œ๐€๐ˆ๐Œ๐๐Ž๐€๐๐€ hatrany ny fiofanana, ka inona indray ary no andrasana e ?

- Misorata anarana dieny izao, safidio ny fiofanana tianao ho atrehina, ary antsoy ny laharana mifanandrify aminy raha hisoratra anarana ianao.

๐น๐‘–๐‘œ๐‘“๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘›๐‘Ž ๐‘š๐‘Ž๐‘–๐‘š๐‘Ž๐‘–๐‘š๐‘๐‘œ๐‘Ž๐‘›๐‘Ž - ๐น๐‘Žโ„Ž๐‘Ž๐‘™๐‘Ž๐‘™๐‘Žฬ€๐‘›๐‘Ž โ„Ž๐‘œ ๐‘Ž๐‘›'๐‘›๐‘ฆ ๐‘Ÿ๐‘’โ„Ž๐‘’๐‘ก๐‘Ÿ๐‘Ž.

๐Ÿท๐Ÿ” Mitady provandy tsara kalitao sy mahomby ve ianao? โœจ  Natao ho anao ny "Provandy Concentrรฉ" ! Na ho an'ny kisoa izany...
11/09/2026

๐Ÿท๐Ÿ” Mitady provandy tsara kalitao sy mahomby ve ianao?

โœจ Natao ho anao ny "Provandy Concentrรฉ" ! Na ho an'ny kisoa izany na ho an'ny akoho mpanatody lava.

Ny formule tsara indrindra: 50% Concentrรฉ + 50% katsaka voatoto madinika

๐Ÿ“ Azonao jifaina eny aminโ€™ny Shop Farmshop sy ireo Shop LFL mahazatra anao

Ndao hiaraka aminay e! ๐ŸŽ‰๐Ÿ“ฃ Ho anareo ao Arivonimamo sy ny manodidina !Efa vonona ve ianareo ? ๐Ÿ˜Ny LFL dia mpanohana ofisi...
08/09/2026

Ndao hiaraka aminay e! ๐ŸŽ‰

๐Ÿ“ฃ Ho anareo ao Arivonimamo sy ny manodidina !

Efa vonona ve ianareo ? ๐Ÿ˜

Ny LFL dia mpanohana ofisialy ny TSENABE FIVOARANA, izay hatao ๐ง๐ฒ ๐ŸŽ๐Ÿ— ๐ก๐š๐ญ๐ซ๐š๐ฆ๐ข๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐Ÿ‘ ๐’๐ž๐ฉ๐ญ๐š๐ฆ๐›๐ซ๐š ho avy izao.

Inona avy no ho hitanareo eny an-toerana ?
โœ… Fampirantiana ireo vokatra rehetra atolotray
โœ… Fifanakalozana sy torohevitra miaraka aminโ€™ny ekipan'ny LFL Madagascar
โœ… Fiofanana MAIMAIMPOANA

๐Ÿ“ ๐“๐จ๐ž๐ซ๐š๐ง๐š : ๐€๐ฆ๐›๐š๐ญ๐จ๐ฆ๐š๐ง๐ ๐š ๐€๐ซ๐ข๐ฏ๐จ๐ง๐ข๐ฆ๐š๐ฆ๐จ

๐Ÿฅณ Aza adino ary ny fotoanantsika anh !

Manantena ny fahatongavanareo rehetra izahay ! ๐Ÿ™Œ

๐ŸŒฑ ๐„๐ง๐ฏ๐ข๐ž ๐โ€™๐ž๐ง๐ญ๐ซ๐ž๐ฉ๐ซ๐ž๐ง๐๐ซ๐ž ๐๐š๐ง๐ฌ ๐ฅโ€™๐š๐ ๐ซ๐ข๐œ๐ฎ๐ฅ๐ญ๐ฎ๐ซ๐ž ๐ž๐ญ ๐ฅโ€™๐žฬ๐ฅ๐ž๐ฏ๐š๐ ๐ž ? ๐‘๐ž๐ง๐๐ž๐ณ-๐ฏ๐จ๐ฎ๐ฌ ๐šฬ€ ๐ฅ๐š ๐…๐ˆ๐€ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ” !LFL Madagascar vous invite ร  venir...
06/09/2026

๐ŸŒฑ ๐„๐ง๐ฏ๐ข๐ž ๐โ€™๐ž๐ง๐ญ๐ซ๐ž๐ฉ๐ซ๐ž๐ง๐๐ซ๐ž ๐๐š๐ง๐ฌ ๐ฅโ€™๐š๐ ๐ซ๐ข๐œ๐ฎ๐ฅ๐ญ๐ฎ๐ซ๐ž ๐ž๐ญ ๐ฅโ€™๐žฬ๐ฅ๐ž๐ฏ๐š๐ ๐ž ? ๐‘๐ž๐ง๐๐ž๐ณ-๐ฏ๐จ๐ฎ๐ฌ ๐šฬ€ ๐ฅ๐š ๐…๐ˆ๐€ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ” !

LFL Madagascar vous invite ร  venir dรฉcouvrir des opportunitรฉs pour entreprendre et dรฉvelopper une activitรฉ rentable dans les filiรจres agricoles et lโ€™รฉlevage.

ร€ travers nos initiatives, nous contribuons ร  la promotion de lโ€™entrepreneuriat dans le secteur de l'รฉlevage ainsi que dans la culture du maรฏs.

Qu'est ce que nous proposons:

-Dรฉcouvrez les activitรฉs porteuses et les possibilitรฉs dโ€™entreprendre dans le milieu de l'รฉlevage.

-Explorez les opportunitรฉs liรฉes ร  la production de maรฏs et son potentiel pour dรฉvelopper une activitรฉ agricole structurรฉe.

-Un centre de formation: pour la pisciculture et autres filiรจres pour promouvoir l'entreprenariat dans le milieu de l'รฉlevage.

-Avec Kรดmbรด, un projet qui contribue au dรฉveloppement des communautรฉs.

๐Ÿ“… ๐Ÿ๐ŸŽ โ€“ ๐Ÿ๐Ÿ โ€“ ๐Ÿ๐Ÿ โ€“ ๐Ÿ๐Ÿ‘ ๐ฌ๐ž๐ฉ๐ญ๐ž๐ฆ๐›๐ซ๐ž ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ”
๐Ÿ“ ๐‚๐‚๐ˆ ๐ˆ๐ฏ๐š๐ญ๐จ
๐ŸŽฏ ๐’๐ญ๐š๐ง๐ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ•

Venez รฉchanger avec nos รฉquipes et dรฉcouvrez comment transformer une opportunitรฉ agricole en vรฉritable projet entrepreneurial.๐ŸŒฑ

04/09/2026

๐Ÿ”๐Ÿฅš NDAO HIANATRA HIARAKA AMINโ€™NY LFL!

Ho anareo mpiompy akoho mpanatody lava , ahoana no hahazoana atody betsaka sy vaventy?๐Ÿฅš

Ampiharo ary mahazoa vokatra tsara daholo e!

๐Ÿ”๐Ÿท๐Ÿ„ Zava-dehibe aminโ€™ny fiompiana: Aza afangaro ny biby tsy mitovy taona!Tianay hatrany ny mamerimberina ity torohevitra...
30/08/2026

๐Ÿ”๐Ÿท๐Ÿ„ Zava-dehibe aminโ€™ny fiompiana: Aza afangaro ny biby tsy mitovy taona!

Tianay hatrany ny mamerimberina ity torohevitra ity, satria tena zava-dehibe aminโ€™ny fahasalamanโ€™ny biby fiompy.

Tsy tokony hatambatra mihitsy ny biby tsy mitovy taona, na akoho izany, na kisoa, na omby.

๐Ÿ‘‰ Fa nahoana?
Satria samy manana ny filร na ara-tsakafo sy fikarakarana mifanaraka aminโ€™ny taonany ny biby tsirairay.

Rehefa afangaro anefa izy ireo dia mety hisy fiantraikany aminโ€™ny fitomboana sy ny fahasalamanโ€™ny biby. Mety ho malemilemy, mora marary ary ho mora kokoa ny fiparitahanโ€™ny aretina.

๐Ÿ’ก Koa raha te hahazo biby salama sy mitombo tsara ianao:
โžก๏ธ Zarao araka ny taonany ny biby

โค๏ธ Ny fiompiana mahomby dia manomboka aminโ€™ny fikarakarana mifanaraka aminโ€™ny filร nโ€™ny biby tsirairay!

๐Ÿ“ฃ ๐‰๐ข๐Ÿ๐š๐จ ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐ฏ๐ข๐๐ข๐ง๐ฒ ๐ญ๐ž๐ง๐š ๐ข๐ณ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐š๐ค๐จ๐ก๐จ ๐ค๐ž๐ฅ๐ฒ ๐Š๐ข๐ง๐ ๐š !๐™‰๐™ฎ ๐™ฉ๐™ง๐™–๐™ฃ๐™ค๐™ข๐™—๐™–๐™ง๐™ค๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™๐™–๐™ง๐™ข๐™จ๐™๐™ค๐™ฅ ๐™จ๐™ฎ ๐™Ž๐™๐™ค๐™ฅ ๐™‡๐™๐™‡ ๐™ž๐™ง๐™š๐™ง๐™ฎ ๐™ž๐™๐™–๐™ฃ๐™ฎ ๐™ฃ๐™ค ๐™ข๐™ฅ๐™–๐™ฃ๐™Ÿ๐™ž๐™ฃ๐™Ÿ๐™–๐™ง๐™– ๐™จ๐™ฎ...
28/08/2026

๐Ÿ“ฃ ๐‰๐ข๐Ÿ๐š๐จ ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐ฏ๐ข๐๐ข๐ง๐ฒ ๐ญ๐ž๐ง๐š ๐ข๐ณ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐š๐ค๐จ๐ก๐จ ๐ค๐ž๐ฅ๐ฒ ๐Š๐ข๐ง๐ ๐š !

๐™‰๐™ฎ ๐™ฉ๐™ง๐™–๐™ฃ๐™ค๐™ข๐™—๐™–๐™ง๐™ค๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™๐™–๐™ง๐™ข๐™จ๐™๐™ค๐™ฅ ๐™จ๐™ฎ ๐™Ž๐™๐™ค๐™ฅ ๐™‡๐™๐™‡ ๐™ž๐™ง๐™š๐™ง๐™ฎ ๐™ž๐™๐™–๐™ฃ๐™ฎ ๐™ฃ๐™ค ๐™ข๐™ฅ๐™–๐™ฃ๐™Ÿ๐™ž๐™ฃ๐™Ÿ๐™–๐™ง๐™– ๐™จ๐™ฎ ๐™ข๐™ฅ๐™ž๐™ซ๐™–๐™ง๐™ค๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™–๐™ ๐™ค๐™๐™ค๐™ ๐™š๐™ก๐™ฎ ๐™†๐™ž๐™ฃ๐™œ๐™–.

-Akohokely fakana nofo sy mpanatody lava
-Mahazaka ny toetr'andro rehetra eto Madagasikara

Raha mila fanazavana fanampiny, midira hafatra miafina na antsoy maimaimpoana ny laharana maitso: 034 30 812 00 / 032 32 030 00

21/08/2026

Mbola malalaka ny fiompiana trondro eto Madagasikara! ๐Ÿค

Mijoro hatrany ny LFL Madagascar hanohana ireo mpiompy trondro eto an-toerana, aminโ€™ny alalanโ€™ny fanaraha-maso sy torolร lana ary indrindra provandy natao hifanaraka aminโ€™ny karazam-piompiana rehetra. ๐Ÿค

๐“๐จ๐ง๐ ๐š ๐ข๐ง๐๐ซ๐š๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐š๐ง๐ฃ๐š๐ซ๐š๐ง'๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐€๐ง๐ญ๐ฌ๐ข๐ง๐š๐ง๐š๐ง๐š ๐ž!Notontosaina anio ny ๐Ÿ๐š๐ง๐จ๐ค๐š๐Ÿ๐š๐ง๐š ๐จ๐Ÿ๐ข๐ฌ๐ข๐š๐ฅ๐ฒ ny "๐’๐ก๐จ๐ฉ ๐‹๐…๐‹ ๐ฌ๐ฒ ๐‚๐ž๐ง๐ญ๐ซ๐ž ๐๐ž ๐Ÿ๐จ๐ซ๐ฆ...
18/08/2026

๐“๐จ๐ง๐ ๐š ๐ข๐ง๐๐ซ๐š๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐š๐ง๐ฃ๐š๐ซ๐š๐ง'๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐€๐ง๐ญ๐ฌ๐ข๐ง๐š๐ง๐š๐ง๐š ๐ž!

Notontosaina anio ny ๐Ÿ๐š๐ง๐จ๐ค๐š๐Ÿ๐š๐ง๐š ๐จ๐Ÿ๐ข๐ฌ๐ข๐š๐ฅ๐ฒ ny "๐’๐ก๐จ๐ฉ ๐‹๐…๐‹ ๐ฌ๐ฒ ๐‚๐ž๐ง๐ญ๐ซ๐ž ๐๐ž ๐Ÿ๐จ๐ซ๐ฆ๐š๐ญ๐ข๐จ๐ง e๐ญ๐จ ๐€๐ง๐ญ๐ฌ๐š๐ฆ๐ฉ๐š๐ง๐š๐ง๐š"

Faly izahay LFL Madagascar manohana hatrany ny fiompiana aty amin'ity faritra ity!

Ity toerana ity dia toeram-piofanana ho an'ny mpiompy rehetra. Ao ihany koa anefa ny toeram-pivarotana "shop LFL" ahitana ireo vokatra LFL rehetra mahazatra anao hatrizay.

๐Ÿค Toerana hianarana, hifampizarana ary natao hampandroso ny rehetra.

Tanjona iray no iombonana :hampandroso ny fiompiana sy hanohana ny toe-karena eto an-toerana.

"LFL, Sakafom-biby azo antoka"

Address

Ivato

Opening Hours

Monday 07:30 - 16:30
Tuesday 07:30 - 16:30
Wednesday 07:30 - 16:30
Thursday 07:30 - 16:30
Friday 07:30 - 16:30
Saturday 07:30 - 12:00

Telephone

+261336543210

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Farmshop Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Establishment

Send a message to Farmshop Madagascar:

Shortcuts

Share