I kambana Telo

I kambana Telo Pejy natokana ho an'izy telo lahy kely

🌊Manomboka mafàna be amin'izay ny andro aty aminay 🌞 Tsara ery 🥰 Mirary herinandro mahafinaritra antsika rehetra 💞
07/11/2022

🌊Manomboka mafàna be amin'izay ny andro aty aminay 🌞 Tsara ery 🥰

Mirary herinandro mahafinaritra antsika rehetra 💞

Les photos d'identité, afaka jerenareo amin'izay ny mahasamihafa an'izy telo lahy. bonne journée 🤗
15/09/2022

Les photos d'identité, afaka jerenareo amin'izay ny mahasamihafa an'izy telo lahy.

bonne journée 🤗

Coucouuu 👋Ndao hianatra oooh 📚✏️
13/09/2022

Coucouuu 👋

Ndao hianatra oooh 📚✏️

Vonona ny hianatra amin'izay fa vita ny vacances 👌🌊
26/08/2022

Vonona ny hianatra amin'izay fa vita ny vacances 👌🌊

🐰 Ny tontolo andronay anio 🐰
13/08/2022

🐰 Ny tontolo andronay anio 🐰

04/08/2022

Coucouuuu 😍

Saika haka vidéo d tsy tapakevitra, saika hihira d tsy tapakevitra..... Aoka izao 😆

-"Maka tsy taitra"-"My lovely"-"Faka vady"-"Efiko parsi'..... Hiranao tianay indrindra reo. Misaotra namela hira ahatsia...
22/07/2022

-"Maka tsy taitra"
-"My lovely"
-"Faka vady"
-"Efiko parsi'.....

Hiranao tianay indrindra reo. Misaotra namela hira ahatsiarovana be dia be. Veloma mandrakizay Rak roots.... Mandria ampiadanana 😧😧😧

- Avo : "Maman? nijery fitaratra ah d otran'ny nahita an'i Tsiry zany..... fa hay kay za ihany" 😅🙄🫤
13/07/2022

- Avo : "Maman? nijery fitaratra ah d otran'ny nahita an'i
Tsiry zany..... fa hay kay za ihany" 😅🙄🫤

Coucou du lundi 👋Vaovao farany momban'i Aro zokin'I kambana  : Manao vacances izy amin'izao, ary lasa bandy jejojejo be ...
04/07/2022

Coucou du lundi 👋

Vaovao farany momban'i Aro zokin'I kambana : Manao vacances izy amin'izao, ary lasa bandy jejojejo be 🤪😜

27/06/2022

🤗Porofo izao fa tsy i maman irery no afaka manao spectacle Raboussa fa i kambana koa 😁😁😁

'es_là

Bonne vacances ny ankizy rehetra oooh! 👋Hilaozana vetivety aloha Tamatave. Bisoux x3 😘
22/06/2022

Bonne vacances ny ankizy rehetra oooh! 👋

Hilaozana vetivety aloha Tamatave.
Bisoux x3 😘

Address

Toamasina
501

Telephone

+261340915916

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when I kambana Telo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share