Deejay Airnix

Directions Website

Deejay Airnix Official Website http://dj-airnix.com

14/10/2026

Hiala BMW ve dia hivadika Mercedes e ? 🤭🤭

🔥🔥 Samedi Mastermixx 03/10/2026 🔥🔥RDV Samedi e !! Lasa ndray ity !! fansAlefaso dieny zao ny fangatahana hira sy ny hafa...
01/10/2026

🔥🔥 Samedi Mastermixx 03/10/2026 🔥🔥

RDV Samedi e !! Lasa ndray ity !!

fans

Alefaso dieny zao ny fangatahana hira sy ny hafatra ☺️☺️

🇲🇬 17h-19h @ Madagasikara
🇫🇷 16h-18h @ Frantsa

Ny fomba hiainona ny fandaharana :
- Radio RDJ 96.6 FM
- App TunIn : http://tun.in/sevvs
- Site web de la RDJ : www . rdj . mg

+1 🎂🎂🎂Thanks God
30/09/2026

+1 🎂🎂🎂
Thanks God

Jour de Mariage ❤️✅ Son✅ Lumiere ✅ DJ
26/09/2026

Jour de Mariage ❤️

✅ Son
✅ Lumiere
✅ DJ

Ito misy tantara mampihomehy iray !! Hoy ilay olona « Ry zalahy, afaka mandefa hira iray tiako ve ianao ? »Hoy aho :« En...
26/09/2026

Ito misy tantara mampihomehy iray !!

Hoy ilay olona
« Ry zalahy, afaka mandefa hira iray tiako ve ianao ? »

Hoy aho :
« Eny ary, inona ilay hira ? »

Namaly izy :
« Tsy haiko… fa ho fantatrao ihany rehefa henonao. » 😂

Hoy aho :
« Fantatrao ve ny lohateniny ? »

Izy :
« Tsia. »

Izaho :
« Fantatrao ve ilay mpihira ? »

Izy :
« Tsia koa. »

Izaho :
« Farafaharatsiny, tadidinao ve ny tononkirany ? »

Izy :
« Tsia… fa fantatro fotsiny hoe tena tsara ilay hira ! »

Izaho avy nandefa hira au hasard :
« Izay ilay izy ramose a 😂😂😂 »

😭😭😭😂😂

Iza no efa voa ?

21/09/2026

Ahhhh Je peux le dire !!!
J’ai mixé chez Antoine Dupont

🔥🔥 Samedi Mastermixx 12/09/2026 🔥🔥Vita vacances dia lasa ndray ary e !! Misy partie ataon-tsika année 2010’s reny ❤️Same...
10/09/2026

🔥🔥 Samedi Mastermixx 12/09/2026 🔥🔥

Vita vacances dia lasa ndray ary e !!
Misy partie ataon-tsika année 2010’s reny ❤️
Samedi zany ny RDV e 😉👍🏼

fans

Alefaso dieny zao ny fangatahana hira sy ny hafatra ☺️☺️
🇲🇬 17h-19h @ Madagasikara
🇫🇷 16h-18h @ Frantsa

Ny fomba hiainona ny fandaharana :
- Radio RDJ 96.6 FM
- App TunIn : http://tun.in/sevvs
- Site web de la RDJ : www . rdj . mg

Mila fanatanjaha-tena koa ny DJ 😉😊Eritrereto hoe vao 2h dia efa KO ny DJ … tezitra eo nareo 😅😅51 KM 🚲 no vita anio 😴😴😅 …...
19/08/2026

Mila fanatanjaha-tena koa ny DJ 😉😊

Eritrereto hoe vao 2h dia efa KO ny DJ … tezitra eo nareo 😅😅

51 KM 🚲 no vita anio 😴😴😅 … rariva dodooooo tsara

Address

Toamasina

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Deejay Airnix posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category