Miss Analanjirofo 2020

Miss Analanjirofo 2020 Official account of Miss Analanjirofo 2020

Je suis du genre simple, sociable et souriante dans la société et je peux aussi m'adapter cela dépend de la situation ou l'endroit☺️

Joyeuse saint Valentin à tous🫣
15/02/2026

Joyeuse saint Valentin à tous🫣

10/02/2026

Vonjeo Tamatave 😭😭😭😭

07/02/2026

Mahazo vahana 🛑ny olo mpangalatra moto eto amintsika, ka inona no mety ho antony araka ny hevitry nareo ?
Perso: 2 Cygnus very t@2025, tsisy tohiny hatramin’ny zao 🤨😠

Hello February 🥬🥗🥩
01/02/2026

Hello February 🥬🥗🥩

Ty ny raha mba tiako ho regny fa tsy hilaozanareo miady seza aoTiako ho fantatra ny marigny fa voa mafy loatra ireo orin...
21/01/2026

Ty ny raha mba tiako ho regny fa tsy hilaozanareo miady seza ao
Tiako ho fantatra ny marigny fa voa mafy loatra ireo orin’asa madiniky tamin’ny reto, ary samby isany amin’ny cas mahazo azy amin’ny zao
🔴ao ny mbola hagnefa vola amin’ny banky nananganana orin’asa anefa zao noravain’ireo tsy mataho-tody
🔴ao ny very asa ka tsy mavita manofa trano, tsy afaka mampianatra ny zanany intsony 😥
Sns….
Ainga anie mba hivoka ny marina🙏
Sary indrana

Mety tsy lava be karaha tamin’ny taogno lasa eky janvier amty 😌Bonne fin de soirée à vous mes followers😘❤️
06/01/2026

Mety tsy lava be karaha tamin’ny taogno lasa eky janvier amty 😌
Bonne fin de soirée à vous mes followers😘❤️

Happy new year 2026
31/12/2025

Happy new year 2026

Tratrany faran’ny taogno daoly o!🥳🥳🥳Mirary antsika jiaby mba hahavita fety sambatra🥰Am-pitsikiny no handraisan-tsika ny ...
31/12/2025

Tratrany faran’ny taogno daoly o!🥳🥳🥳
Mirary antsika jiaby mba hahavita fety sambatra🥰
Am-pitsikiny no handraisan-tsika ny taom-baovao ✅

Merry Christmas 🎄🎁 2025
25/12/2025

Merry Christmas 🎄🎁 2025

17/12/2025

Mbo alifasonareo manao vacances edy za ty fa mampalahelo🙄🥱en France ao fo tsy mampagnino 😃😁

Coucou, maro nareo ato magnontany ino raha ataoko mampadio tarehiko io?🫣Io tsisy resaka magie magie fa ny fomba fikaraka...
01/11/2025

Coucou, maro nareo ato magnontany ino raha ataoko mampadio tarehiko io?🫣
Io tsisy resaka magie magie fa ny fomba fikarakaranao tarehinao mila atao tsara, de mila mampiasa produits mifagnaraka am type de peau nao bien sûr 🥰
Za mo esthéticienne dia nianatra momba izay 😇, fa aza miala lavitra ianareo fa ho hisy astuce vitsivitsy kely ho ataoko video eto mba ahafahanareo viavy na lehilahy mikarakara tarehy any an-trano 😘
Raha misy questions manitikitiky anareo any ataovy ao am commentaire fa ho valiko daoly momba ny tarehin’areo ihany ah 😌😉
Partageo mba ho hitan’ny namanareo izay manana olana am tarehy mba ho hitany 😃😁
À très bientôt 💋

Bonsoir à tous, Je tiens à vous remercier pour tout vos souhaits hier pour mon anniversaire 🥳🎁, vos souhaits d’anniversa...
31/10/2025

Bonsoir à tous,
Je tiens à vous remercier pour tout vos souhaits hier pour mon anniversaire 🥳🎁, vos souhaits d’anniversaire sont plus adorables que n’importe quel cadeau 💝, merci infiniment à vous tous 🙏

Address

Fenerive Est
Toamasina
509

Telephone

+261322674569

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Miss Analanjirofo 2020 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Establishment

Send a message to Miss Analanjirofo 2020:

Share