11/10/2026
Salama andro Alahady harivariva….
Nanakory ny week end tsika rehztra tany!?
Ny anay lany daholo n nem, sambosa sy mokary… hahahahha
Fa ho an izay ts mahita atao laoka hariva aho!
Misy saucisse bien fraiche ireto dispo.:
- A l’ail
- Au poivre vert
Marihana atrany fa hena avy any Madagascar no ampiasainay @ izy ireo a!
Aza taraiky fa alaivo ny anjaranao….
MP na Whatsapp (+971 52 836 3252) efa mahazatra…
Mirary soa oooo