15/06/2026
📢 Fanazavàna Kely Momban'ny ato @ KARAFUN'S @ Asabotsy 20 Juin izao :
👉 Mahery & Koloina & Tsila no Hanafàna ny Fetitsika , izay samy Manana ny Maha izy Azy eto Tamatave Miaraka @ ireo Musiciens 👏👏
👉 Misy Foana ny Karaoké , izany we réf Tonga @ Tours-nao dia Afaka Misafidy tsara isika oe Ho Tendrena 🎹 na Hatao Karaoké 🎤 na ianao mihitsy no Hitendry ny Hiranao 🎸
👉 Afaka Mandihy ihany koa isika, Na Tendrena (Cabaret) na Atao Animation DJ ôtran'ny Mahazatra.
👉 Concours Fisotròna Labiera 🍺 Natokana Manokana ho Antsika efa , izay Ahazahoana Vola 150.000Ar sy 50.000Ar.
👉 Ary Hisy Bracelet Mazava Alina Ho Zaraina ho Antsika rehetra ho Mariky ny Fetitsika @ 12H00 Alina 🎁.
🔥 TONGAVA MARO FA MBOLA TSY NANDISO FANANTENÀNA ANAO NY KARAFUN'S 🔥