Vahatra Mozika - Sonorisation - Studio

Vahatra Mozika - Sonorisation - Studio Sonorisation professionnelle, techniciens qualifiés et service de qualité. Par ses valeurs, VAHATR

02/06/2026
02/06/2026
30/05/2026

❤️🎶 Parce qu’une maman mérite toujours une chanson…

À l’occasion de la Fête des Mères, retrouvez TIAKO I NENY, un concert réunissant des artistes et musiciens malgaches de renom autour des plus belles chansons dédiées aux mamans ❤️

🎤 Salomon • Leonyh • Luk • Lydie R’Imbosa • Hiary Zanakantitra • Lizah Raseta • Narisoa

📅 Alahady 31 Mai 2026
🕝 14h30 (Mada)
💻 En direct sur www.sehatra.com

27/05/2026

[𝐋𝐨𝐧𝐠 𝐌𝐞́𝐭𝐫𝐚𝐠𝐞] 𝑻𝑨𝑵𝑻𝑬𝑳𝒀 𝑨𝑴𝑨𝑴-𝑩𝑨𝑯𝑶𝑵𝑨 - 𝐓𝐬𝐢𝐤𝐲 𝐓𝐬𝐢𝐝𝐢𝐤𝐚 📺📺

🎬🎬Eo anelanelan’ny fitiavana, ny fialonana, ny tsiambaratelo, ny toe-javatra tsy ampoizina, dia mitantara tantara feno hatsikana sy miolakolaka ny “Tantely amam-bahona”, novelomin’ny fomba mampiavaka an’i Tsiky Tsidika.
Sarimihetsika mampifangaro hatsikana, fomba fiteny malagasy isan'andro, ary olona maro loko mba hanolotra fotoana mahatsikaiky.

Film complet disponible sur plateforme streaming sehatra.com ✅
[Abonnez-vous seulement à partir de 25.000Ar/5€ par mois]

22/05/2026

« Misy misioka any an-tokontany any,… » 40 taona izay ✨🎶

Concert fankalazana 🎉 TSIAKORAKA EN DIRECT SUR www.sehatra.com
🌍Ilazao ny NAMANA maneran-tany hamerina indray ny fahatsiarovana

👉🏼 Inscrivez abonnez-vous sur la plateforme www.sehatra.com
📺 Le concert sera disponible en replay

18/05/2026

"Hitantarana ny zava-manjo,
Mitsikitsiky ao anatin’ny maro..." ✨

Tsy maintsy mandeha foana ny hiran'izy ireo rehefa anaty fiarahana 🎤🎵

👉 Sabotsy izao eto amin'ny Sehatra.com

14/05/2026

🖥️💻🥃🥃

24/04/2026

Revy 𝐙𝐀𝐍𝐃𝐑𝐘 𝐆𝐀𝐒𝐘, revy , mozika fanahy tena malagasy 🎺🎶

▶️SEHO GOAVANA iarahana amin'izy 6 mirahalahy
🥁🎻Hotronon'ireo mpitendry mozika maro hafa sy vahiny hiaraka hampiara-peo

𝐄𝐍 𝐃𝐈𝐑𝐄𝐂𝐓 sur la plateforme Sehatra.com 📺
📆 26 Avril 2026 à 15h (Mada)

🎫Accès streaming disponible sur la plateforme Sehatra.com (𝘼𝙗𝙤𝙣𝙣𝙚𝙢𝙚𝙣𝙩 5€/25.000𝘼𝙧 𝙥𝙖𝙧 𝙢𝙤𝙞𝙨)

Address

Lot IA 67 Bis
Tanjombato

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vahatra Mozika - Sonorisation - Studio posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share