TGV sambava

TGV sambava les activités concernant T.G.V. à sambava

29/10/2023

Sambava mandroso Sambava nahay tsara eh. Akony carnaval lehibe niarahana tamin'ny antoko sy fikambanana maro samihafa iz...
29/10/2023

Sambava mandroso Sambava nahay tsara eh.
Akony carnaval lehibe niarahana tamin'ny antoko sy fikambanana maro samihafa izy manohana ny candidats Numero3 ✌️✌️✌️💪.
Misaotra atsika atsika eh

23/10/2023

Bonjour, hampatsiahivina atsika fikambanana rehetra manohana an'i Andry Rajoelina fa ho tanterahina amin'ny Asabotsy faha 28 Oktobra antoandro ny "carnaval" lehibe izay miainga avy eo Antanifotsy ary mifarana amin'ny "Avenue de l'émergence". Koa manentana ny rehetra sy ny mpikambana amintsika ho tonga hanotrona izany.
Lazaina amintsika miandalana eo ny fandaharam- potoagna.
Misaotra ampitapitao
Mme Noela

18/10/2023

Ilazagna atsika équipe communication jiaby s'y izay mbola tehiditra agnatiny fa misy fivoriagna atsika amaray mandraigny 9 h ao amin'ny QG ihany.

17/10/2023
Tsikaritra fa mbola mamim- bahoaka ny Candidats Num*3 satria mbola rakotra couleur orange ny parcage taloha eto Antanifo...
17/10/2023

Tsikaritra fa mbola mamim- bahoaka ny Candidats Num*3 satria mbola rakotra couleur orange ny parcage taloha eto Antanifotsy Sambava.

Sambava mahazo onon-draha
Num 3 findintsika

Ary mbola tsy mitsahatra Tonga manoratra anaragna ny association maro isankarazany eto n'a avy agny Ambanivolo izay hiditra ho mpanohana ny num*3.

''Fitiavana no lehibe indrindra '' Hetsika fanehoana ny fampielezan-kevitra  eto Sambava centre amin'ny Avenus de l'émer...
15/10/2023

''Fitiavana no lehibe indrindra ''
Hetsika fanehoana ny fampielezan-kevitra eto Sambava centre amin'ny Avenus de l'émergence na '' Pavé '' ny fahaizan'ny maro azy .

Address

Sambava

Telephone

+261325513426

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TGV sambava posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Establishment

Send a message to TGV sambava:

Shortcuts

Share