25/07/2026
🔥HAMPAIRATRA NY JAMBA INDRAY I ELON MUSK ❗
🔹Nilaza i Elon Musk fa misy an' izany teknolojia neuralink,Blindsight izany volavolain' ny orinasany ; izy ity dia mikendry ny hamerina ny fahitana ho an' ireo olona jamba tanteraka, amin' ny alalan' ny fametrahana puce ao anatin' ny atidoha,Tsy miankina amin' ny maso na ny nerf optique izy io ,fa mandefa sary amin' ny fakan- tsary mivantana any amin' ny faritry ny atidoha misahana ny fahitana (cortex visuel).
🔹Efa nisy ny fanandramana natao tamin' ny biby fa nahitana vokatra tsara.