Troupe M'Iray

Troupe M'Iray Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Troupe M'Iray, Theatrical Productions, Toamasina.

Miarahaba ny Mpanaraka anay rehetra nahatratra ity anio ity💜🎉P***a Fandresena😇  ***a
05/04/2026

Miarahaba ny Mpanaraka anay rehetra nahatratra ity anio ity💜🎉
P***a Fandresena😇
***a

🌱 Hamboly Talenta isika...💜🌱Hizara sy hiresaka mikasika ny Teatra sy ny manodidina azy isika...💜🌱Araho ny PEJY... 💜
28/03/2026

🌱 Hamboly Talenta isika...💜
🌱Hizara sy hiresaka mikasika ny Teatra sy ny manodidina azy isika...💜
🌱Araho ny PEJY... 💜

27/03/2026

🎯Izahay Troupe M'Iray dia faly miarahaba ny Mpankafy Teatra ny amin'ity andro anio ity🎉

🎯Andro maneran-tany ho an'ny Teatra ka mirary soa hatrany🎉

🎯Eto dia manentana antsika namana, tsara ny Teatra raha asiana fiainana satria ho lasa fiainana💜 hampivoatra ny maha ianao anao izy🎉 No lasa Talenta novolenao ao anatinao izay azo koloina sy enti-miaina🎉

🎯Ity erinandro ity no handraisanay Mpikambana vaovao ho an'ity taona 2026, antso atao ho an'ireo izay mipetraka eto MORAMANGA😊Tsy atao sakana ny hoe: "tsy haiko io, menatra aho, tsy talentako io..." Tongàva miresaka aminay fa handray anao am-pitiavana izahay🎉

Troupe M'Iray.

⭕ SARO-KENATRA ve ianao🙄❓⭕ Fa maninona ny olona iray no saro-kenatra😁❓⭕ Azo ialána ve ny hasarotan-kenatra😏❓⭕ Misy voka-...
25/03/2026

⭕ SARO-KENATRA ve ianao🙄❓
⭕ Fa maninona ny olona iray no saro-kenatra😁❓
⭕ Azo ialána ve ny hasarotan-kenatra😏❓
⭕ Misy voka-dratsiny ve izy ity😵❓
⭕ Iza ilay namanao Saro-kenatra be iny😏❓

💜Inona no Talentanao😏❓🙏Ao mba zarao aminay eh😊😅🙏Aza miavona an😏😏😏🙏Mentionneo ireo namanao sao tsy fantan'izy ireo ny ten...
23/03/2026

💜Inona no Talentanao😏❓

🙏Ao mba zarao aminay eh😊😅
🙏Aza miavona an😏😏😏
🙏Mentionneo ireo namanao sao tsy fantan'izy ireo ny tena TALENTANAO🙄🎉

M'Iray Fokontany💜😏
22/03/2026

M'Iray Fokontany💜😏

19/03/2026

‼️Tsy nampoiziko 🙏TENA MILA VAVAKA RY ZAREO AH😊

©Elsa Cathy 🍫

16/03/2026

Tsikitsiky kely aloha eh💜😜😏

07/03/2026

Salama eh💜
Zarainay ato ity sao misy liana🇲🇬
Mijoro hatrany ny ho amin'ny Fampiroboroboana ny Teatra Malagasy🎉

Piesy Gasy Ofisialy :

" ... 🎬 Bande-Annonce Vaovao indray 🤩🥳
🎭 𝐏𝐈𝐄𝐒𝐘 𝐆𝐀𝐒𝐘 : asehoy ny talentanao 🌿
⏳ Misorata anarana eto amin'ny Hafatra Miafina eto amin'ny Pejy Facebook Piesy Gasy na amin'ny WhatsApp : 037 79 348 91 ary alefaso ny synopsis 15 andalana alohan’ny 29 Marsa !
👀 Stay tuned !

..."

@

26/02/2026

Tia Théâtre ve anefa mety hoe menatra na koa hoe tsy ary nisehatra? Mipetraka eto Moramanga?
Andao hiaraka aminay☺️

31/01/2026

Andao indray ary eh🥰

📩Miverina mitohy ny Atelier théâtral miaraka aminay😊
📩Raha mazoto sy liana na dia menamenatra aza ann🤌 dia tongàva foana✨
📩Isaky ny Alahady ao amin'ny Musée, ampitan'ny JIRAMA🤭
📩Manomboka amin'ny 2 ora hatr@ 4 ora😄

Address

Toamasina
514

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Troupe M'Iray posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Establishment

Send a message to Troupe M'Iray:

Share