28/08/2024
MILA ANTSIKA NY PENJA.
1-Akora fototra hiveloman'ireo fianakaviana maro mpandrary sy mise misehatra amin'ny resaka asantanana (artisanat).
2- Ny vokatra vita aminy toy ny satroka ,kitapo,helitry (harona ) dia mampiavaka atsika Malagasy( Indrindra ny Antimaroa ) .
3- Aminy maha zavaboary azy dia maro ireo biby (hitamaso na tsy hita ) Mila ny fisiany.
IZANY HOE:
Mampidibola hoan'ny vahoaka malagasy izy sady isan'ireo harembakoka mampiavaka atsika Malagasy ny vokatra azo avy aminy no mananana anjara-toerany eo amin'ny tontoloiainan-tsika izy.
FA TANDINDOMIN-DOZA NY PENJA.
1- Mitady ho ringana ny alam-penja .
2- Hanjakan'olombitsy (propreté privé) ny alam-penja sisa tavela ka lasa tsy ananan'ny vahoaka madinika Zo intsony.
3- Simba ny totoloiainana manodidin'azy any ka tsizarizary ny fitombony.
KA MIANTSO:
- Atsika Malagasy.
- Ny ministeran'ny kolotsaina,Asan-tanana, Tontoloiainana,varotra.
NDAO HIFANOME TANANA HIARO NY PENJA.