25/09/2024
Finaritra e, mafinaritra ny mijery ny fitombony ,😊
Satry fôna hamahana azy 😊
Ho anao izay maniry hividy zana-trondro carpe royale tsara kalitao
Alefaso ny commande fa vonona fôna izahay🐟🐟
0346240982
Vidiny tsy miova 200ar ny 3-4cm
300ar ny 4-5cm
Prix livré raha partie TANA no misy anao ka maka 500+
Mankasitraka tompoko