Tany'Ora

Tany'Ora Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tany'Ora, Cultural Center, Mananjary.

Et si nous commençions par la décentralisation local ?🤷🏾‍♂️Au lieu de se plaindre partout sur l'initiative de l'État sur...
03/05/2023

Et si nous commençions par la décentralisation local ?
🤷🏾‍♂️Au lieu de se plaindre partout sur l'initiative de l'État sur ce sujet, montrons l'exemple que nous voulions vraiment l'exécution de la décentralisation à travers nos actions.
💡Ainsi, nous pourrions décentraliser les pouvoir communaux aux fokotany. Ce serait un bon exemple ! Et utile!

10/02/2023

Aty Mananjary ny mason'izao tontolo

 Semi-Marathon 10Km ao Ethiopie izay nokarakarain'ny Ethiopian Airlines.Mety hahasarika olona ve ny hetsika toy izao eto...
23/10/2022


Semi-Marathon 10Km ao Ethiopie izay nokarakarain'ny Ethiopian Airlines.
Mety hahasarika olona ve ny hetsika toy izao eto Mananjary?
'ora

Raha ny hevitrao, raha mirona bebekokoa ao anatin'ny sehatrin'ny fizahan-tany i Mananjary dia inona ny mety ho voka-tsoa...
11/10/2022

Raha ny hevitrao, raha mirona bebekokoa ao anatin'ny sehatrin'ny fizahan-tany i Mananjary dia inona ny mety ho voka-tsoany ary inoa koa ny mety ho voka-dratsiny?

  Lalao anisan’ny mampalaza an’i Madagasikara ny fanorona sy ny Katro.Mihetsiketsika sy miamahazo aina ireto lalao nenti...
01/10/2022


Lalao anisan’ny mampalaza an’i Madagasikara ny fanorona sy ny Katro.
Mihetsiketsika sy miamahazo aina ireto lalao nentim-paharazana ireto ankehitriny.
"Mba mivoaha eto aby izay mpikatroka na . " :)

Address

Mananjary
317

Telephone

+261348958869

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tany'Ora posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share