23/10/2026
𝐒𝐔𝐑𝐏𝐑𝐈𝐒𝐄 très touchante🥹❤️
Tsy nampoizin’izy mianadahy hoe i zandry no nanomana surprise mamy be ho an’zareo🥰😍
Tsy mahasolo an’i neny ah ozizy fa raha mbola vitako dia ataoko izay mahasambatra anareo🥹
Zandrinareo koa ve mamy be otran’izany?🥰