Sary sary taratasy

Sary sary taratasy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Sary sary taratasy, Art, Mahitsy.

Fleur de lily vita taratasy
27/08/2020

Fleur de lily vita taratasy

19/08/2020

NY FOKO NO NITIA FA NY SAIKO NO NADAHA.

Raha ny sitrakin'ny fo no notanteraiko
Dia ny ho tia anao no nandrandraiko
Fa ny saiko anefa tsy nety izany
Dia aleo mijanona ho mpinamana ihany

Marina fa ny fitiavana no lehibe indrindra
Nefa hilaina ny fahaizana mamindra
Tsy hamitatrna aho,tsy hamitaka anao
Aleko mangina mba tsy hisy hifamaofao

Raha nitia olona aho dia ianao no voalohany
Dia nanao ditra toy ny fanaon'ny sasany
Aleo ho ahy samy irery ny fitiavana mangina
Mba hitandrovako ilay vinavina

Averiko ihany fa voaloam-pitiavako ianao
Nefa amiko,ny fitiavana tsy hatao kilalao
Iharetana fijaliana sy fahoriana ny fitiavana
Ilaina fahavonoana sy faharetana vao miadana

AndrianinA.

19/08/2020

Send a message to learn more

Address

Mahitsy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sary sary taratasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category