23/05/2026
Fintin-tsarin'ireo mpandray anjara amin'ny [𝐁𝐚𝐬𝐤𝐞𝐭 3𝐱3 𝙀𝙉𝙑𝙄𝙍𝙊𝙉𝙈𝙀𝙉𝙏 𝘾𝙊𝙉𝙏𝙀𝙎𝙏 Inter-Universitaire - 𝙈𝙀𝙎𝙐𝙋𝙍𝙀𝙎] nandritra ny Réunion technique izay tao amin'ny MESUPRES Fiadanana.
🔖 Miisa 65 ireo ekipa lahy ary 15 kosa ireo ekipa vehivavy.
🔖 Miisa 10 PAT
👉 05,06 Juin ny fotoana, toerana Parvis Analakely.Izay mahalala ny ekipanay alaina sary gratuit 🤭☺️ ka entano ny namana ary soa dia tsy maharaka eo 🤭