Andao Hiara Hianatra Mozika Aminaka

Andao Hiara Hianatra Mozika Aminaka Ireo fahalalana azoko zaraina aminao mahakasika ny mozika no hitanao ato

👉ATO NDRAY ARY OOO MIEZAKA MIZARA IZAY MAHASOA ANTSIKA HATRANY IZAHAY ...!!!👏👏👏
🤔👩‍🎓Mety efa nahay kely ve ianao ka te handalina?❓💪👀
🙉 🧐Mety sahirana koa mitady namana hiara hanao fampiharana ❓🔬🙄
🤤 🕵️Ity misy vahaolana ho anao euh🕵️🤲

🗝️FAMPIANARANA & FANAZARAN-TENA🏋️

🗣️ Hiteny Frantsay na Anglisy
🎼Mozika (gitara🎸, sodina, mihira, solfa...)
✍️Manoratra & mamaky teny📝
🖥️Informatique (bureautiques

)💻
🎀Manjaitra (lamba)🎗️

🙏😴Hoan'ireo izay mbola tsy mahay mihitsy dia aza misalasala manatona fa tsy mifidy taona na manavaka saranga ny fampianarana ato fa izay tonga dia raisina am-pitiavana daholo.🤗😇

😲Misy ihany koa ireo tolotra hafa izay ahafahanao manatanteraka ny nofinofinao hatrizay amin'ny sarany mirary dia mirary♻️🆗

- 🎶 création instrumental tsara tefy 🎹🎻🎺
- 🎙️mandray feo ho an'ireo hanao (toriteny, tononkalo, slam,tsianjery, angano, sns.)🎤

- 🏠Toerana: Tsararano Ambony
- ☎️Contact : 032 89 950 37 / 034 93 912 81
▶️Zarao amin'ny namanao ity fa mety mahasoa azy ✔️
Misaotra tompoko !

AKORY ABY E
21/12/2025

AKORY ABY E

Ireo accords magiques - De tena majika tokoa anie....  samia ary milalao finaritra euh
12/10/2025

Ireo accords magiques - De tena majika tokoa anie.... samia ary milalao finaritra euh

FOMBA FIVELY BARA
13/04/2025

FOMBA FIVELY BARA

Fampitahana kely..............................
05/12/2021

Fampitahana kely..............................

Fampiharana PULL-OFF
04/12/2021

Fampiharana PULL-OFF

PULL-OFF
03/12/2021

PULL-OFF

Fampiharana HAMMER-ON
02/12/2021

Fampiharana HAMMER-ON

HAMMER-ON
01/12/2021

HAMMER-ON

30/11/2021
ity ary ny valiny ôôôôôôôô......
29/11/2021

ity ary ny valiny ôôôôôôôô......

Address

Mahajanga
401

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Andao Hiara Hianatra Mozika Aminaka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Establishment

Send a message to Andao Hiara Hianatra Mozika Aminaka:

Share