Ravak'art

Ravak'art Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ravak'art, Arts & Crafts Store, Mahabibo.

Asa tanana vita amin'ny akora malagasy🇲🇬 : coton, soga, satrana, rafia sy ny maro hafa✨

Vokatra atao amin'ny fitiavana ho an'ny Malagasy sy izao tontolo izao 🫶

Roa andro sisa !Manantòna mivantana ahafahanao mahita mivantana ireo karazana zava-kanto amidinay 🫶Amin'ny CCI Ivato ny ...
12/06/2026

Roa andro sisa !
Manantòna mivantana ahafahanao mahita mivantana ireo karazana zava-kanto amidinay 🫶

Amin'ny CCI Ivato ny fotoana !



Nous sommes à Antananarivo !!!Oui, nous sommes fiers de vous présenter nos toutes dernières créations au Salon IHM. Vene...
11/06/2026

Nous sommes à Antananarivo !!!

Oui, nous sommes fiers de vous présenter nos toutes dernières créations au Salon IHM. Venez découvrir nos pièces qui racontent chacune une histoire malagasy 🇲🇬

📍 CCI Ivato
📅 11 au 14 juin 2026

Notre stand vous attend 💖

04/06/2026

Retrouvez-nous au salon ITM et IHM💫

Miarahaba antsika tratry ny Taom-baovao Malagasy androany🎊 ✨ Hitondra fitiavana sy firindrana eo amin’ny fiaraha-monina ...
19/03/2026

Miarahaba antsika tratry ny Taom-baovao Malagasy androany🎊

✨ Hitondra fitiavana sy firindrana eo amin’ny fiaraha-monina anie ity taona vaovao ity.

Taon-ko sambatra, taon-ko masina ho antsika rehetra!

🌸ARABAINA NY VEHIVAVY REHETRA TRATRY NY 08 MARSA! 🌸Andro manan-danja anio hankalazana anao izay loharanon'ny aina, andri...
08/03/2026

🌸ARABAINA NY VEHIVAVY REHETRA TRATRY NY 08 MARSA! 🌸

Andro manan-danja anio hankalazana anao izay loharanon'ny aina, andrin'ny tokantrano.

Ao amin'ny Ravak’Art, ny vehivavy no anisan'ny tena hery mampandroso ny asanay. Manomboka amin'ireo mpanao asa tanana mahay mikirakira ny akanjo sy ny petakofehy aminy, ka hatramin'ireo mpanjifa izay manome lanja ny Vita Malagasy.

Misaotra anao mivoy ny maha-izy antsika! Enga anie ity andro ity hitondra hafaliana sy fahombiazana ho an'ny vehivavy rehetra.

Maro no tsy mividy lamba soga noho ny tahotra azy mihafohy 🙌Ny soga ampiasainay anefa dia mandalo dingana manokana. Izan...
15/01/2026

Maro no tsy mividy lamba soga noho ny tahotra azy mihafohy 🙌

Ny soga ampiasainay anefa dia mandalo dingana manokana. Izany no miantoka fa tsy mihemotra (rétrécissement) intsony ny akanjonao aorian'ny fisasana rehetra atao aminy 🤗

Mitazona ny fahamalinana sy ny hatsaran'ny asa tanana izahay, na amin'ny akanjo izany na amin'ny kojakoja hafa 🪡🧶🧵

Aza misalasala intsony!
Safidio ny kalitao ato aminay✨

Noho ny firongatry ny aretina dia zava-dehibe ny fitandremana sy ny fiarovana ny tenantsika👌🏽Ny fanaovana arovava dia ir...
08/01/2026

Noho ny firongatry ny aretina dia zava-dehibe ny fitandremana sy ny fiarovana ny tenantsika👌🏽

Ny fanaovana arovava dia iray amin’ireo fomba tsotra nefa mahomby hisorohana ny fifindran’ny aretina 😷

Mandray commande arovava izahay. Vita amin'ny lamba tsara kalitao, mateza, ary mahazo aina tsara rehefa ampiasaina. Azonay asiana sary kanto ihany koa, toy ireo sary mampiavaka an’i Madagasikara 🇲🇬

Miarahaba antsika rehetra tonga soa amin’ity taona vaovao ity! Enga anie hitondra hazavana hatrany ho antsika rehetra🫶Ts...
01/01/2026

Miarahaba antsika rehetra tonga soa amin’ity taona vaovao ity! Enga anie hitondra hazavana hatrany ho antsika rehetra🫶

Tsy misy teny mamy mihoatra ny FISAORANA anareo mpanaraka sy mpanjifa. Ny fanohananareo ny vita malagasy no hery mampandroso ny kanto vokarinay✨

Maro amintsika no mbola tsy zatra mampiasa kitapo manokana ho an'ny m**o, nefa mila fantarintsika fa ny lamba soga dia t...
29/11/2025

Maro amintsika no mbola tsy zatra mampiasa kitapo manokana ho an'ny m**o, nefa mila fantarintsika fa ny lamba soga dia tena tsara hitazonana ny m**o 🥖

Ny lamba soga dia coton 100%. Avelany miaina ny m**o, ka mijanona ho vaovao sy matsiro ela kokoa. Ny m**o dia vetivety dia lasa mafy na malemy loatra. Tapitra hatreo anefa izany rehefa mampiasa an'itony kitapo itony ianao🤍

Amin'ny fampiasana azy hatrany hatrany, dia mampihena ny fako plastika na taratasy isan'andro ihany koa ianao. Fihetsika tsotra, nefa lehibe ho an'i tontolo iainana💚

Address

Mahabibo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ravak'art posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share