Vrai amour

Vrai amour Pour le plaisir Amour,Tristesse,chagrin

06/04/2021

Est-il possible d'aimer toujours quelqu'un qui t'as brisé le coeur au fond?😰

La vie est trop courte pour se reveiller avec des regret❤
06/04/2021

La vie est trop courte pour se reveiller avec des regret❤

21/02/2021

Mianara tsara fa nareo tsy zanaka mpandova❤

21/02/2021

Tanjona fa tsy olona no enjehana❤

Agrad🤙🏻

18/02/2021
SOMBIN-TANTARAM-PITIAVANATendry no anarako, 16 taona aho izao. Vavy tokan'i Dada sy neny aho ary manana zoky lahy saingy...
30/01/2021

SOMBIN-TANTARAM-PITIAVANA

Tendry no anarako, 16 taona aho izao. Vavy tokan'i Dada sy neny aho ary manana zoky lahy saingy mipetraka any Maurice izy nohon'ny asany noho izany dia matetika ho zaho irery no ato antrano satria dada sy neny dia samy manana ny asany avokoa.
Mbola mpianatra tokoa aho ary ihany koa manana olontiana...Nathan no anarany ary 17 taona izy izao . Efa ho roa taona izahay izao no niaraka izany hoe fony vao 14 taona monja aho nanomboka niaraka taminy. Maro ireo olana efa nosedrainay nefa tsy nataonay sakana fa toa vao maika nampitombo ny fitiavanay. Na dia mbola kely taona ary izahay dia matotra tokoa ny fifankatiavanay...
Maro ny mpialona sy mpisompatra indrindra satria dia hita ety ivelany izany fitiavanay izany ... Nathan rahateo zanakolona teretany vahiny ka mazava ho azy fa ananany ny endrika amam_bika....

Anio no andro hidiranay roa hianatra any aminy fianarana vaoavao ka hiaina fiainana vaovao izahay manomboka anio

Manasa anao hanaraka hatrany ny tantarantsika ❤❤

19/01/2021

Si tu aimes vraiment une personne ❣ Dis le lui car y a trop de gens qui regrettent de ne pas dire ce qu'ils ressent vraiment💘

19/01/2021

Si cet amour n'existe que dans mon rêvé 😇Ne me réveillez pas 😪

19/01/2021

Aimer sans souffrir 💔 C'est pas du tout de l'amour 💘

La critique est aisée mais l'art est difficile👌
10/01/2021

La critique est aisée mais l'art est difficile👌

10/01/2021

Raha mba fantatrao mantsy f'ianao dia mbola anah ao anaty eritreritro😪😭

Address

Itaosy

Telephone

+261346426470

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vrai amour posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share