Brother Crew Recordz

Brother Crew Recordz Home Studio Recording

1~Enregistrement Vocal
2~Mixage vocal
3~Mastering
4~Beat Making
5~Voix Off

05/01/2026
19/07/2022

Miarahaba anao manaraka ny pejy ✋

Tia mihira ve ianao? tia mitendry?maniry anao “cover” na “interpretation”?
Sa te hamorona ny sangań´asanao manokana?

Izahay ato amiń´ny Studio BC recordz dia vonona hanome fahafaham-po ho anao.

Ireto avy ny zavatra atolotray ho anao :
1~Enregistrement Vocal
2~Mixage Vocal
3~Mastering
4~Creation instrumental(izay gadona tinao dia ataonay avokoa)
5~Voix Off

Izahay ihany koa dia afaka mandray ań´ireo izay maniry hamorona tantara henoina.

Aza misalasala mandefa hafatra miafina raha mila fanazavana fanampiny.

Raha liana ianao dia afaka miantso ny laharana 0340459388 na mandefasa hafatra miafina na SMS fa misy mandray anao.

Ho alefanay eto amiń´ny pejy isaky ny alahady ireo andro isokafań´ny Studio.

Araho hatrany ny pejy 😁

Address

Itaosy
102

Telephone

0329724688

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Brother Crew Recordz posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share