Paradise Ihosy

Paradise Ihosy Restaurant-Karaoke Andrefatsena Ihosy

Efa ato izahay fa ianareo sisa no andrasana hariva ah😉🫵🏽🔥
31/12/2025

Efa ato izahay fa ianareo sisa no andrasana hariva ah😉🫵🏽🔥

Dia ity ihany koa ny Show hamaranantsika ity taona 2025 ity😊🎇
27/12/2025

Dia ity ihany koa ny Show hamaranantsika ity taona 2025 ity😊🎇

Tohina ny fo😭Tsy hita izay ho lazaina amin'izao fahalasànao izao💔...Izy dia anisany mpiara-miasa,nanampy anay nampirobor...
26/12/2025

Tohina ny fo😭Tsy hita izay ho lazaina amin'izao fahalasànao izao💔...Izy dia anisany mpiara-miasa,nanampy anay nampiroborobo ny Paradise.Misaotra tamin'ny soa vitanao rehetra rahalahy, 😢 Mankahery ireo fianakaviana akaiky ihany koa💔.
Mandria am-piadanana Aquilah🕊️
Tsy manadino anao izahay😭

23/12/2025

Ao tsara daholo ve🥳
Aza hadino ary ny fotoanantsika rahampitso 🌲☃️

All you want for Christmas is...🌲☃️❤️
05/12/2025

All you want for Christmas is...🌲☃️❤️

28/11/2025

Hello🥰...Aza adino ny lalaontsika izay afaka ahazoanao "billet gratos" avy aty aminay🥳
📌Izay commentaires 3 be réaction indrindra no mahazo💯
NB: Mifarana à 18h ny lalao🫶🏽 (Ao amin'ny publication ao ambany)👇🏽

Ambiance fouuu be fôna anie wa ny miaraka aminay f'enao ve aona😍🔥...Artiste anisany be mpangataka indrindra teto amin'ny...
20/11/2025

Ambiance fouuu be fôna anie wa ny miaraka aminay f'enao ve aona😍🔥...Artiste anisany be mpangataka indrindra teto amin'ny pejy izy ity😁.
Ny 29 Novembre hoavy izao ary ny RDV'tsika🫰🏽❤️

Sary vitsivitsy nandritry ny fiarahantsika tamin'ny Asabotsy📸...Araho tsy tapaka ny pejy f'efa hoavy ndray ny Showcase m...
17/11/2025

Sary vitsivitsy nandritry ny fiarahantsika tamin'ny Asabotsy📸...Araho tsy tapaka ny pejy f'efa hoavy ndray ny Showcase manaraka🥰
Cœur sur vous 🫶

15/11/2025

🚨Efa misokatra ho antsika ny vavahady amin'izao ora izao ka aza tara fa afaka ora iray hiakatra ireo artiste (21h) 😊
NB:Aza adino ny Dress code "Black and White"🖤🤍

14/11/2025

Miarahaba atsika mpanaraka tsy tapaka ny pejy🥰
Noho ny fangatahanareo mahasika ilay 👉🏼"Dress code" dia tapaka fa hataotsika "Black and White"🖤🤍 ilay izy.Izany hoe manana choix anakiroa isika amin'io (Na maintsy,na fotsy)😉.Aza adino ary ny fotoanantsika rahampitso 😁🫶

Full White Party avec Kifr on Microphone et 𝐀𝐋𝐆 𝐨𝐟𝐟𝐢𝐜𝐢𝐞𝐥 🔥Habille-toi en blanc🤍 achète ton premier verre🍹 et profite de ...
07/11/2025

Full White Party avec Kifr on Microphone et 𝐀𝐋𝐆 𝐨𝐟𝐟𝐢𝐜𝐢𝐞𝐥 🔥
Habille-toi en blanc🤍 achète ton premier verre🍹 et profite de l'entrée gratuite🤩
NB: À 20h dia efa manomboka ny live.

06/11/2025

Hey hey hey !!💙
Rdv tsika manaraka samedi 15 Novembre 2025 miaraka amn’i Kifr on Microphone & 𝐀𝐋𝐆 𝐨𝐟𝐟𝐢𝐜𝐢𝐞𝐥 🔥

🚨Nb: *Entrée gratuite
*Consommation obligatoire en guise d’entrer(ex: un achat=une entrée)
*code vestimentaire tenue tout en blanc🤍

🚨19h00 ouverture des portes

Fotsy² aby tsika rehetra amn’io anh 😉

Tongava maro 🫡🔥

Address

Andrefatsena
Ihosy
313

Telephone

+261340630002

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Paradise Ihosy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share