01/09/2024
Peace and friendship betwen Malagasy people and Amrican people 💪💪🇱🇷🇲🇬
Nahazo mpilatsaka antsitrapo Amerikanina vaovao hampianatra ny teny anglisy ny eto amin'ny CEG RANOMAFANA.. Kyle no anarany.. fiovana vaovao eto amin'ny sekoly ny fahatongavany amin'ity taom-pianarana vaovao ity fa indrindra ny fifanakalozana ara-kolontsaina eo amin'ny Malagasy sy ny Amerikanina.. Tongasoa eto aminay Kyle 👍👍