Faribolana Sandratra Fianarantsoa

Faribolana Sandratra Fianarantsoa "Asandratro ny soratro, hanasina ny teniko."

Andro maneran-tany ho an'ny boky sy ny zon'ny mpamorona.
25/04/2026

Andro maneran-tany ho an'ny boky sy ny zon'ny mpamorona.

23/04/2026

Andao hamonjy ani'ity isika.
Sady mihaino antsa tononkalo.

Vela-kevitra niarahana tamin'ny Faribolana Sandratra Fianarantsoa, natao tao amin'ny Lysea Kianjavato, CISCO an'i  Manan...
12/04/2026

Vela-kevitra niarahana tamin'ny Faribolana Sandratra Fianarantsoa, natao tao amin'ny Lysea Kianjavato, CISCO an'i Mananjary.




Vita soa ny paka(p***a) isika mianakaby.Enganie ka hipaka amintsika aby ny fandresena rehetra . Ary hipaka amintsika koa...
11/04/2026

Vita soa ny paka(p***a) isika mianakaby.
Enganie ka hipaka amintsika aby ny fandresena rehetra . Ary hipaka amintsika koa ny fipaka ny literatiora malagasy.

Miarahaba antsika rehetra tratry ny paka(p***a) enganie mba ho p***a tsara ity, hieren-doza isika rehetra. Mirary soa di...
05/04/2026

Miarahaba antsika rehetra tratry ny paka(p***a) enganie mba ho p***a tsara ity, hieren-doza isika rehetra. Mirary soa dia samy ho tratry ny rahampitso daholo. 🙏🏿

***a

Mba fadio ihany ny pejy azo andefasana an'ity, sao lasa: "MPANJONO, VOANJONO" eo roky.Mila mailo koa isika rehetra amin'...
31/03/2026

Mba fadio ihany ny pejy azo andefasana an'ity, sao lasa: "MPANJONO, VOANJONO" eo roky.

Mila mailo koa isika rehetra amin'ny fampiasana ny tambajotra sosialy ity fa misy lalàna ity dia ny: 2014-006

BITSIKA HO ANAO. Faribolana Sandratra Fianarantsoa
29/03/2026

BITSIKA HO ANAO.


Faribolana Sandratra Fianarantsoa

Tsy resaka soratra foana no iatseharan'ny Faribolana Sandratra Fianarantsoa fa afaka miara-miasa amin'ny sehatra maro la...
28/03/2026

Tsy resaka soratra foana no iatseharan'ny Faribolana Sandratra Fianarantsoa fa afaka miara-miasa amin'ny sehatra maro lafy.

Mankasitraka indrindra ny Tontolo Manjakely miara-miasa foana ary mirary soa ho anareo hahomby amin'izay atao rehetra. Vonona foana hiara-hiasa ny Faribolana Sandratra Fianarantsoa.


Fiverenana an-doharano ❤️!
25/03/2026

Fiverenana an-doharano ❤️!

Andao hofantarina ataontsika isaky ny Talata! Izy no i ART na koa hoe RAZAFIMAMPIONONA Aimé Alfred, teraka ny 29 jolay 1...
24/03/2026

Andao hofantarina ataontsika isaky ny Talata!

Izy no i ART na koa hoe RAZAFIMAMPIONONA Aimé Alfred, teraka ny 29 jolay 1965 tao Nasandratrony.

Mpanoratra ato amin'ny Faribolana Sandratra Fianarantsoa izy ary efa namoaka ny boky maromaro toy ny:




Ary ny niarahany tamin'i RANOMAINTY izay zanany ihany.
Efa namoaka boky niaraka tamin'ny Sandratra ihany koa Izy.

Manan-janaka 4 ary dia olona manan-talenta daholo izy mianakaby.

Mitomboa hasina leroa dia hata-maintso!

Faribolana Sandratra sampana Fianarantsoa.Fitsangatsanganana sy firahabana nahatratra ny taona vaovao ary fandraisana ir...
22/03/2026

Faribolana Sandratra sampana Fianarantsoa.

Fitsangatsanganana sy firahabana nahatratra ny taona vaovao ary fandraisana ireo mpiraifaribolana vaovao.

Natao tany andohasaha mba hihanohana ny poezian'ny natiora.




🎊 Arahabaina tratry ny taona vaovao 2026 ! 🎊Izahay Faribolana Sandratra Fianarantsoa dia faly miarahaba anao sy ny ankoh...
01/01/2026

🎊 Arahabaina tratry ny taona vaovao 2026 ! 🎊

Izahay Faribolana Sandratra Fianarantsoa dia faly miarahaba anao sy ny ankohonanao amin’izao fiandohan’ny taona vaovao izao.
🙏Hitondra fahasalamana, fahombiazana, ary fitahiana tsy tapaka ho anareo rehetra anie ity taona ity.
Ny faniriantsika lehibe indrindra ?
Hanoratra tantara vaovao feno fitiavana ❤️, fifaliana 😊, ary fanantenana mamirapiratra ✨.

🌟 Mirary taona sambatra sy feno soa ho anareo hatrany ! 🌟
#2026

Address

AKANIN'NY HAISORATRA
Fianarantsoa
301

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Faribolana Sandratra Fianarantsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category