Royal Espace Fianarantsoa

Call Directions Website Contact the establishment

Royal Espace Fianarantsoa Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Royal Espace Fianarantsoa, Party Entertainment Service, Bateravola, Fianarantsoa.

28/08/2026

🤩 Fikambanana ZANAPOTOTSA FIANARANTSOA
Miaraka milagnona anio, 28 Aogositra 2026!
Fifaliana, firaisankina ary fotoana mamy iarahana. ✨
ZANAPOTOTSA FIANARANTSOA — Miaraka hatrany

💙 THÈME BLEU CIEL INDRAY NY ANIO! 💙Ampitiavana be no andraisana anareo rehetra 🥰✨Aza misalasala manontany raha misy zava...
21/08/2026

💙 THÈME BLEU CIEL INDRAY NY ANIO! 💙
Ampitiavana be no andraisana anareo rehetra 🥰✨
Aza misalasala manontany raha misy zavatra tianareo ho fantatra. 👉 Manatona mivantana aty amin'ny ROYAL ESPACE BATERAVOLA
na
👉 Midira ao amin'ny MP, tompoko 😊💙
💙✨

💙✨ ROYAL ESPACE — L’ÉLÉGANCE DE VOS PLUS BEAUX MOMENTS ✨💙💍 Toutes nos félicitations aux  nouveaux mariés ! 🥂❤️✨👑 Royal E...
08/08/2026

💙✨ ROYAL ESPACE — L’ÉLÉGANCE DE VOS PLUS BEAUX MOMENTS ✨💙
💍 Toutes nos félicitations aux nouveaux mariés ! 🥂❤️✨
👑 Royal Espace
Parce que votre grand jour mérite un cadre à la hauteur de votre amour. 💙
📍 Décoration élégante • Ambiance raffinée • Moments inoubliables
Merci pour votre confiance et encore toutes nos félicitations aux mariés ! 💐💍

Waouuuh! 💗 Mariage thème Grenat indray ity! ✨💍 Mariage – 08 Aogositra 2026Arabaina indrindra ianareo mivady vao, Mr Edau...
05/08/2026

Waouuuh! 💗 Mariage thème Grenat indray ity! ✨
💍 Mariage – 08 Aogositra 2026
Arabaina indrindra ianareo mivady vao, Mr Edaurd ❤️ Mme Anja. 🥰
Mirary anareo ho sambatra mandrakizay. Ho doria eee! 😍💞
📅 Fandriho dieny izao ny datinao!
Aza misalasala mandefa hafatra ato amin'ny MP na miantso mivantana: 034 01 537 37.

Félicitations à  Mr Thierry et Mme Larissa ❤️Toutes nos félicitations pour votre mariage célébré le 25 juillet 2026 !Nou...
29/07/2026

Félicitations à Mr Thierry et Mme Larissa ❤️
Toutes nos félicitations pour votre mariage célébré le 25 juillet 2026 !
Nous vous souhaitons une vie conjugale remplie d'amour, de joie, de complicité et de bénédictions. Que chaque jour passé ensemble renforce votre union et vous apporte paix, bonheur et réussite.
Meilleurs vœux de bonheur aux nouveaux mariés ! Que votre amour grandisse au fil des années et que votre foyer soit toujours rempli de sourires et de belles surprises.
Avec toute notre affection et nos sincères félicitations. 💍❤️
Royal espace Bateravola 🤩

Miarahaba sy mirary soa anareo mivady Mr Tojo sy Johary izahay🥰, noho ny vodiondry sy fisoratapanambadiana izay notanter...
27/07/2026

Miarahaba sy mirary soa anareo mivady Mr Tojo sy Johary izahay🥰, noho ny vodiondry sy fisoratapanambadiana izay notanterahina tamin'ny 10 Jolay 2026.
👉Royal Espace Bateravola
Enga anie hitahy sy hitarika anareo mandrakariva Andriamanitra eo amin'ny fiainan-tokantrano. Mirary fifankatiavana maharitra, fifanajana, fahasalamana, fiadanana ary fahombiazana amin'ny lafiny rehetra.
Hotonga amin'ny dingana manaraka anie ianareo, ka hanorina tokantrano sambatra sy feno fitahiana. Mirary anareo holamban'akoho eee❤

🎤 CABARET LOLA – 24 JUILLET 🎶🔥 Aza adino! Amin'ny 24 Juillet izao, hihaona ao amin'ny Cabaret Lola isika amin'ny alina f...
29/06/2026

🎤 CABARET LOLA – 24 JUILLET 🎶
🔥 Aza adino! Amin'ny 24 Juillet izao, hihaona ao amin'ny Cabaret Lola isika amin'ny alina feno mozika sy fialamboly.
🎙️ Hira mivantana
💃 Ambiance miavaka
🍹 Zava-pisotro sy fotoana mahafinaritra
📅 Daty: 24 Juillet 2026
📍 Toerana: ROYAL ESPACE BATERAVOLA
🕗 Ora: 9h alina
Tongava maro miaraka amin'ny namana sy fianakaviana. Hiara-hankafy alina tsy hay hadinoina isika! 🎉

Mbola mitohy aaaa!!!😊soirée des infirmièrs 👍anio 15mai 2025.
15/05/2026

Mbola mitohy aaaa!!!😊
soirée des infirmièrs 👍anio 15mai 2025.

15/05/2026
🤩  Félicitations EMIT, et excellente réception à vous tous en ce 15 mai 2026 ! 🎉Grand déjeuner pour 900 personnes
15/05/2026

🤩
Félicitations EMIT, et excellente réception à vous tous en ce 15 mai 2026 ! 🎉
Grand déjeuner pour 900 personnes

Address

Bateravola
Fianarantsoa

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Royal Espace Fianarantsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Establishment

Send a message to Royal Espace Fianarantsoa:

Shortcuts

Share