Higny Higny

Higny Higny Seho arahana tsiky

02/01/2023

🚦Seho indray Mipika🚦

✨Miarahaba....
Tratry ny Taona Vaovao 2023 isika rehetra.✨
🤩BONANE🤩

Efa eto am-panomanana ny vokatsa Vaovao ihiany koa ny ekipa rehetra eto amin'ny pejy hatolotra ho antsika Mpanaraka sy ny Mpankafy.
Afaka 364jours koa Bonané 🥰

Iza ary ireto bandy ireto izay mahay ?
21/10/2022

Iza ary ireto bandy ireto izay mahay ?

31/12/2020

.....kiory Aby....
Bn8 daholo.

Demain c'est 32 Decembre.
-----------------------------------------------

14/11/2020

🔥🔥Akory aby, ito indray ary ny vokatra manaraka koa araho finaritra e! aza hadino ny manao jaime ny pejy sy manao partage.😁

🔥TITRE : Olana
lien youtube : https://youtu.be/4dcCHYt9_HI

07/11/2020

🚨🚨Ito ary ny vokatra vaovao zay efa nampanantenaina antsika koa jere finaritra

🔥 Higny - SOFIM-BILAGNY 🔥

🚨Akory! Elaela tsa nitafa atsika zay koa alohan'ny hivoahan'ny video tsika manaraka de mba asiatsika kilalao kely hoe: I...
25/10/2020

🚨Akory! Elaela tsa nitafa atsika zay koa alohan'ny hivoahan'ny video tsika manaraka de mba asiatsika kilalao kely hoe: Iza amin'ireo no mba fantanao ? dia inona no teny na fihetsika ahatsiarovanao azy?

ao anaty commentaire ary !🚨😂

12/09/2020

➡😁 Indro ary ny vokatra vaovao izay efa nampanantenaina antsika koa araho finaritra 😊... (Aza hadino ny manao partage aux max sy manisy jaime ny pejy ary inviteo ihany koa ny namanao mba hijery😂)

TITRE : 🔥DÔREMI🔥

Lien : https://www.youtube.com/watch?v=zTGut5symsk

Hoavy tsy hoela ny vokatra vaovao izay tena inoanay fa hoankafizinareo tanteraka, koa aza misaraka amin'ny pejy ary ! As...
10/09/2020

Hoavy tsy hoela ny vokatra vaovao izay tena inoanay fa hoankafizinareo tanteraka, koa aza misaraka amin'ny pejy ary ! Asao ireo namatsika mba hiara hi-Higny Higny amintsika koa ee...

: Asabotsy maraina

Address

Fianarantsoa
301

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Higny Higny posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Establishment

Send a message to Higny Higny:

Share