Tranok'ART

Tranok'ART Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tranok'ART, Arts and entertainment, Rn7, Fianarantsoa.

04/08/2026

Cover : Te mba ho j'Hay.
Atolotra ampitiavana be 😁🥰
Mankasitraka an'i Alice Rahaingoarimanana nihira mankasitraka an'i Mahefa Andrianandrainy amin'ny fanehoana talenta.

Mirary tontolo andro mahafinaritra ho anao izahay Fianarantsoa
02/08/2026

Mirary tontolo andro mahafinaritra ho anao izahay
Fianarantsoa

Ny fanetren-tena dia manampy ny mpanakanto:•Hianatra tsy ankijanona: Hanaiky fa mbola misy zavatra maro tokony hianarana...
01/08/2026

Ny fanetren-tena dia manampy ny mpanakanto:

•Hianatra tsy ankijanona: Hanaiky fa mbola misy zavatra maro tokony hianarana ary handray ny toro-hevitra sy ny tsikera mihatsara.

•Haneho ny fihetseham-pony amin'ny fomba mety: Ny fanetren-tena dia ahafahan'ny mpanakanto maneho ny fihetseham-pony amin'ny fomba tsy mihaja fa amin'ny fahatsoram-po.

•Hanorina fifandraisana tsara amin'ny mpihaino: Ny mpanakanto manetry tena dia afaka mifandray tsara kokoa amin'ny mpihaino azy

✓Hery Manova ny saina: Manova ny fihetseham-po avy hatrany ny gadona sy ny feo.✓Famoronana: Mandrisika ny famoronana ton...
31/07/2026

✓Hery Manova ny saina: Manova ny fihetseham-po avy hatrany ny gadona sy ny feo.

✓Famoronana: Mandrisika ny famoronana tontolo an-tsaina vaovao ny mozika.

✓Mampitombo ny fahendrena: Manova ny fomba fisainana sy fahitana ny fiainana.

✓Mampiray sy mampianatra: Mampifandray ny olona sy mampita fianarana momba ny fiainana.

•Sarotra ny mipetraka amin'ny toeran'ny maha matianina.   Ny maha-matihanina dia tsy fiandrianana fotsiny, fa fijoroana ...
30/07/2026

•Sarotra ny mipetraka amin'ny toeran'ny maha matianina.

Ny maha-matihanina dia tsy fiandrianana fotsiny, fa fijoroana sy fiahiana vokatra. Mitaky fifehezan-tena ambony sy fahaiza-miharitra izany, satria ao ambadiky ny fahombiazana rehetra dia misy ady mangina izay ilay matihanina ihany no mahalala ny lanjany.

😁Ny fampiasana ny AI dia tsy mitsaha-mivoatra, indrindra fa eo amin’ny tontolon’ny mozika. Na izany aza, mihamaro ny olo...
30/07/2026

😁Ny fampiasana ny AI dia tsy mitsaha-mivoatra, indrindra fa eo amin’ny tontolon’ny mozika. Na izany aza, mihamaro ny olona miantehitra loatra amin’izany.

Tsara ny fandrosoana, fa tokony ho tsaroana foana fa ny AI dia fitaovana manampy fotsiny fa tsy natao hisolo ny toerantsika. Mampalahelo fa maro no tsy miezaka mitady aingam-panahy intsony, ka lasa mihalefy ny talenta tokony havoaka avy ao anatiny.

Fantaro ny maha izy anao!
Aza miankina loatra amin’ny AI, fa kolokoloy sy karakarao ny talentanao manokana.

Ampitiavana be !

29/07/2026

INONA ILAY HIRA MITONDRA FIFALIANA EO AMIN'NY FIAINANAO ?🎤🎷🎻🎧
- Hira mitondra ainga mampazoto.

28/07/2026

🟡
SAROTRA NY MAMARITRA NY MAMPIAVAKA EO LAFINY ZAVA-KANTO.

23/07/2026

• Iza mo ilay namana manga feo be iny?😁
Ny gitara eto no misolo ny mpihira 😁😍

Mila mpihira :
-Vehivavy iray
-Lehilahy iray
✓Mandefasa hafatra''mp'' fa natao ho anao io hira io.

✓Andao isika hianoko anaty mozika tsotr'izao 🥰

Eeeô! AFAKA MANOME FIFALIANA HO NY MOZIKA.  ⚪🟡Ny mozika dia afaka manova toe-javatra iray.Rehefa mandalo olana,adin-tsai...
28/06/2026

Eeeô! AFAKA MANOME FIFALIANA HO NY MOZIKA.
⚪🟡Ny mozika dia afaka manova toe-javatra iray.
Rehefa mandalo olana,adin-tsaina na tojo alahelo ianao dia mahatsapa fa te hitady fiadanana, te hoe hianoka anaty fifaliana.

Ireto misy torohevitra vitsivitsy azonay omena anao:
✓ Aza omena fotoana maharitra ao am-ponao ny alahelo.
✓ Fantaro ireo namana mitondra anao ho amin'ny fandrosoana.
✓ Mitadiava sehatra mozika matianina ahafahanao mifehy ny fihetseham-ponao.
✓ Karakarao tsara ny tenanao, ary manomana fotoana manokana ho amin'izany.
..

Address

Rn7
Fianarantsoa
301

Telephone

+261343284775

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tranok'ART posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share