Rov'Art

Rov'Art Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Rov'Art, Art, Antamponjina Fianarantsoa, Fianarantsoa.

Joyeuses Pâques à vous mes très chers abonnés 🥰😘🥳Mirary fety sambatra ho antsika rehetra🌺
05/04/2026

Joyeuses Pâques à vous mes très chers abonnés 🥰😘🥳
Mirary fety sambatra ho antsika rehetra🌺

Ilay sary zah mainty ambany ao io tsy zah fa ity no tena zah fa tandremo voafitaka ny sary eo🙄😭😂 Tsy izany fa aza hadino...
01/04/2026

Ilay sary zah mainty ambany ao io tsy zah fa ity no tena zah fa tandremo voafitaka ny sary eo🙄😭😂
Tsy izany fa aza hadino maka rendez-vous raha te hanao manjamanja fa efa akaiky Paka isika ahh🥰❤️ efa kelikely sisa ny place😘
0389845659
0333032360

Tsy maha MakeUp Artist anao any ambanivolo any amin’ny fandehanana moto amin’ny lalana tena ratsy😭😭 Tena mifona fa nivad...
30/03/2026

Tsy maha MakeUp Artist anao any ambanivolo any amin’ny fandehanana moto amin’ny lalana tena ratsy😭😭 Tena mifona fa nivadika mainty aby ategnaaa😭😭😂😂

29/03/2026

Aty aby ianareo izay tsa mahay mitazona boucle ireny rehefa matory!!!
Io misy vidéo dia aza jerena koa🙄 Mba zarao amin’ny namana manana volo manify kely na ireny olona tsa mahay matory kanefa te hitazona ny boucleny!!!
Ataovo merci yah rehefa nety taminareo io méthode io😘

Tsy te hahita yah hoe nanao styling dia rava ny apitson’iny ny boucle anareo aaa😕

28/03/2026

Andao indray hiasa miaraka amiko ohhh

26/03/2026

Transition kely alohan’ny idirana amin’ny tena vidéo fa mbola taraiky aty ankodahoda aty ny rahavavinareo😭😘🥰

Bonne fin de semaine à tous et à toutes de la part de Rov'Art 😘Une vidéo est en cours de montage alors restez toujours c...
21/03/2026

Bonne fin de semaine à tous et à toutes de la part de Rov'Art 😘
Une vidéo est en cours de montage alors restez toujours connecter ❤️🥰

19/03/2026

Bonjour daholooooo, misy mahita ve ity pub ityyyy. Ao hoe mba valio kely🥰

Kioukiouuu 😘🌺Eo ary ry abonnés mba samy miteny izay raha tadiavinareo tianareo halatsako eto amin’ny page eto fa mamoaka...
17/03/2026

Kioukiouuu 😘🌺
Eo ary ry abonnés mba samy miteny izay raha tadiavinareo tianareo halatsako eto amin’ny page eto fa mamoaka ihany yah fa ianareo koa raha tsa misy taitra🙄🤣😭
Ina ihany ary ny raha tianareo😂🥺
Jerenareo ny voloko jour + 4 sans refresh heheeee😍
Bisous bisouuus
📞0389845659

17/03/2026

Transition kely indray fa elaela izay😘🥰
Cheveux : Fagneva Tsara 🌺

J’ai reçu la gamme complète pour cheveux bouclés de chez Fagneva Tsara 🥹🥰😘Hanao défi sy projet cheveux long amin’izay am...
11/03/2026

J’ai reçu la gamme complète pour cheveux bouclés de chez Fagneva Tsara 🥹🥰😘
Hanao défi sy projet cheveux long amin’izay amin’ity taona 2026 ity😊😍
Iza no efa maika sahady hiaraka hanandrana an’ireto produit ireto miaraka amiko? 😁
J’ai hâaaaaaate 🥰😍

06/03/2026

Tsy misangy kosa izao Full glam izao ann🥰😍
Mandray rendez-vous foana foana 🥹😊

Address

Antamponjina Fianarantsoa
Fianarantsoa
301

Telephone

+261346590014

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rov'Art posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Establishment

Send a message to Rov'Art:

Share

Category