22/06/2026
miarahaba atsika rehetra ato @ FB
Marihana fa efa misokatra ny koperative KOFISAVA PLUS,Izay mampitohy ny DIEGO @ faritra SAVA Izany hoe (Diego - Vohemar- Ampanefena - Antsirabe-Nord - Sambava ary Antalaha ) mandeha isan'andro isaka ny 15h.
Ny adresse ntsika eto Antsiranana dia eto @ FJKM Antseranana Fahazavana ,rue François de Mahy no misy azy
Raha mila fanazavana fanampiny dia : - 0322693642
-0320756989
-0378105255
-0386380577
Misaotra betsaka ,mahazo manantona mivantana raha misy tsy mazava fa vonona andray anao ny guichetier nay sy ireo chauffeur Iza efa zatra miasa @ mpanjifa
NB : Mitondra olona sy Colis izahay.