Rantsana Fi.mpi.ma Atsimon'imahamasina

Rantsana Fi.mpi.ma Atsimon'imahamasina Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Rantsana Fi.mpi.ma Atsimon'imahamasina, Cultural Center, Arivonimamo, Arivonimamo.

Any mihaona, miaraka amin'ny :โšœ๏ธ Sampana sy ny Mi-Vazo ๐ŸŽน
04/06/2026

Any mihaona, miaraka amin'ny :
โšœ๏ธ Sampana sy ny Mi-Vazo ๐ŸŽน

01/06/2026

Hankalaza ny ๐™ž๐™ง๐™–๐™ฎ ๐™ซ๐™ค๐™ก๐™–๐™ฃ'๐™ฃ๐™ฎ ๐™ฉ๐™š๐™ฃ๐™ฎ ๐™ข๐™–๐™ก๐™–๐™œ๐™–๐™จ๐™ฎ isika ho mariky ny fanajana sy fanandratana ny tenim-pirenentsika.

19/05/2026

Tongava fa mahasoa anao ity: Mpiandry, Katekista, Mpitoriteny, Mpampianatra Sekoly Alahady, SEFALA, SETELA, FITHELA...Zarao ny ranty ho fantatry ny hafa. Misaotra!

๐Ÿค Takalo an-kabary nandraisan'ny Rantsana Ifarihy Famonjena avy ao amin'ny Sampana Antsan'Atsimondrano ny  ๐Ÿ™ Mankasitrak...
11/05/2026

๐Ÿค Takalo an-kabary nandraisan'ny Rantsana Ifarihy Famonjena avy ao amin'ny Sampana Antsan'Atsimondrano ny

๐Ÿ™ Mankasitraka ny mpikarakara sy ireo mpandray anjara.

Mitohy ny dia ...

๐™ต๐šŠ๐š—๐š๐šŠ๐š›๐š˜ ๐š—๐šข ๐š๐šŠ๐™ต๐™ธ๐™ฐ โณ

07/05/2026

๐–ฅ๐–บ๐—‡๐—๐–บ๐—‹๐—ˆ ๐—‡๐—’ ๐—ฅ๐—ฎ๐—™๐—œ๐—” โณ

๐Ÿค ๐—ง๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—น๐—ผ ๐—ฎ๐—ป-๐—ธ๐—ฎ๐—ฏ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† nandraisan'ny   an'ny  #๐–ฑ๐–บ๐–ฅ๐–จ๐–  teto Ambohitrimanjaka.๐Ÿ™ Mankasitraka ireo mpikarakara sy ny mpandray an...
03/05/2026

๐Ÿค ๐—ง๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—น๐—ผ ๐—ฎ๐—ป-๐—ธ๐—ฎ๐—ฏ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† nandraisan'ny an'ny #๐–ฑ๐–บ๐–ฅ๐–จ๐–  teto Ambohitrimanjaka.
๐Ÿ™ Mankasitraka ireo mpikarakara sy ny mpandray anjara rehetra.

Hitohy hatrany ny firahalahiana eto anivon'ny Fimpima, Faritany Fi.Mpi.Ma. Antananarivo

๐Ÿ“š๐Ÿ“œ
16/04/2026

๐Ÿ“š๐Ÿ“œ

๐Ÿ“š TSENABEN'NY BOKY

Ireo seho sy hetsika mandritra ny TSENABEN'NY BOKY

Tsy misy vidim-pidirana.

๐ŸŽ Faly miarahaba an'i Todiasy Rahary - mpikabary - tonian'ny fampianarana - mpampiofana kabary - eto amin'ny Rantsana am...
13/04/2026

๐ŸŽ Faly miarahaba an'i Todiasy Rahary - mpikabary - tonian'ny fampianarana - mpampiofana kabary - eto amin'ny Rantsana amin'izao tsingeritaona nahaterahany izao.

๐ŸŒฟ Hitombo hasina hatrany anie ianao tompoko, soava tsarร  tahian'Andriamanitra.

Ndao isika samy hirary soa ho Azy e!

Tontosa ny alahady 7 septambra 2025 ny lanonana fandraisan-tanana ny andiany Emboka teto amin'ny Rantsana, nanomezana vo...
08/09/2025

Tontosa ny alahady 7 septambra 2025 ny lanonana fandraisan-tanana ny andiany Emboka teto amin'ny Rantsana, nanomezana voninahitra an'Andriamanitra teto amin'ny FJKM Atsimon'Imahamasina ๐Ÿ’’

Isaorana :
โœ… Ny Filohan'ny Fikambanan'ny Mpikabary Malagasy - Faritany Antananarivo sy ramatoa vadiny
โœ… Ny Sampana Tanora Kristiana eto amin'ny Fiangonana
โœ… Ireo sakaizan'ny Rantsana
โœ… Ny tompon'andraikitra tsy an-kanavaka eto amin'ny Rantsana sy ireo mpikambana ary ireo rehetra nanotrona.

โ˜‘๏ธ Tsiahivina fa ny alahady 14 septambra no fidirana ho amin'ny taom-piofanana 2025-2026.

๐’ฏ๐‘œ๐’ฝ๐‘œ-๐“‰๐’ถ๐“ƒ๐“‰๐‘’๐“๐“Ž ๐“ƒ๐“Ž ๐“‰๐‘’๐“ƒ๐“Ž ๐“‚๐’ถ๐’ฝ๐’ถ๐’ป๐’พ๐“ƒ๐’ถ๐“‡๐’พ๐“‰๐“‡๐’ถ ... ๐Ÿฏ

Address

Arivonimamo
Arivonimamo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rantsana Fi.mpi.ma Atsimon'imahamasina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share