Zanaka SAVA

Zanaka SAVA Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Zanaka SAVA, Cultural Center, Sava, Antsiranana.

10/02/2021

Hoanareo jiab mpitondra fanjakana,mb zahavanareo hevitr ny mba hampiakatr ny vidin lavanille,satria io no tena harena tokoa @ madagasikarantsika ty,amzao dia sahiragn ny vahoak rehetr nohon vidin lavanille nizetry,tsy zahay @ SAVA ihany no sahiragn fa efa commençe faritr taniny madagasikara manontolo,miankina ny foivoaran fiainana

03/02/2021

Ry zanaka SAVA manontolobna dia eo aza ny faharatrany vidimbokatrantsika miezah ihany fw mamboly sy mikarakara io lavanille io satria zavatr tena ilaina manerantany izio kay ts maints hois vidin mba hotsara fw aza kivy @ vita,ataova sambo balala maigny andro zegn ts azo nian alaign amaraign

Address

Sava
Antsiranana
VANILLE

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zanaka SAVA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share