Zoll Rabe

Zoll Rabe Poezia sy sary pika.

Morning view
13/10/2024

Morning view

12 juinJournée mondiale contre le travail des enfants.Madagascar a ratifié le 16 juillet 2001 la Convention 182 de l'OIT...
12/06/2024

12 juin
Journée mondiale contre le travail des enfants.

Madagascar a ratifié le 16 juillet 2001 la Convention 182 de l'OIT relative à l’élimination des pires formes de travail des enfants.

Le travail des enfants comprend les travaux que les enfants sont trop jeunes pour effectuer et/ou les travaux qui, de par leur nature ou leurs circonstances, sont susceptibles de nuire à leur santé, sécurité ou moralité.

The boxer girl.    Réservez votre séance en MP ou au 0327407826.
10/06/2024

The boxer girl.






Réservez votre séance en MP ou au 0327407826.

Tsena.
22/04/2024

Tsena.

O sompatra ny tany!Fa misy nofinofyNatao tsy ho toNa oviana na oviana.Ka fotsiny ao am-po No afaka mitosyNa tiana tena t...
27/08/2023

O sompatra ny tany!

Fa misy nofinofy
Natao tsy ho to
Na oviana na oviana.
Ka fotsiny ao am-po
No afaka mitosy
Na tiana tena tiana...

Voarara na dia mamy.

Zoll Rabe

The Accordionist.© Zoll Rabe
20/08/2023

The Accordionist.
© Zoll Rabe

Mankasitraka anareo manaraka ny pejy! 🙏
09/08/2023

Mankasitraka anareo manaraka ny pejy! 🙏

TadioFa satria nahatsiaro tena ho manirery ianao sakaizaKa nitady n’iza n’iza, n’inona n’inona ho namanaDia ny rivotra n...
09/08/2023

Tadio

Fa satria nahatsiaro tena ho manirery ianao sakaiza
Ka nitady n’iza n’iza, n’inona n’inona ho namana
Dia ny rivotra nandalo sendra ontsa anao tomany
No nanaiky izato antson-dranomasonao tsy tony.

Teny, niaraka ianareo, nitety toerana avo sy iva
Sy niampita renirano tamin-dakan-day nofaina.
Teny foana, niara-droa toa mpisakaiza fahazaza:
Nifanohana an-tsakambina ravahan-tsioka mora.

Dia ny tavanao tomany nirotsahan’oran-tsento
Nofafainy tamin’ilay fofonaina safosafo.
Dia nasainy ianao handihy hanadinoinao ny alahelo
Ka nitsangana ho tadio izy ary niodina ka niodina.

Saingy niakatra ny vovoka mba hitora-jofo koa –
Saro-piaro ilay fampiarahan-dihinareo nirindra.
Noditsohany indray ‘reo masonao mba mainan-tsiky
Ka nirotsa-pahavaratra indray ilay endrikao.

Zoll Rabe

Fifandrifiana.
19/04/2023

Fifandrifiana.

.maraina à maro loko.
17/12/2022

.maraina à maro loko.

Volon'andro fahavaratra. © Zoll Rabe
18/11/2022

Volon'andro fahavaratra.

© Zoll Rabe

Le Malgache et ses zébus.Copyright Zoll Rabe
17/11/2022

Le Malgache et ses zébus.

Copyright Zoll Rabe

Address

Antsirabe
110

Telephone

+261331453330

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zoll Rabe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Establishment

Send a message to Zoll Rabe:

Share

Category